Il a diffusé un enregistrement audio d’une sénatrice de Madagascar
samyfoza
10 mois il y a
Mampalahelo ahy ny fanakiana ataon’ndry zareo “Mavo lela” azy ireto sy ny fiheveran’ny olona sasany azy ho adala. Jereo tsara ireo “bidon jaune” taritiny ireo fa tena madio tsy mbola nampiasaina mihitsy (ny anay any antrano tompoko efa mivalo mainty sy be kikakika amin’ny fampiasana azy isanandro) … Izany hoe ry zareo ireto mety (hoy aho) tsy mampiasa firy azy ity fa ho fanehoana ny fijaliantsika (izaho ao anaty) milahatra rano amin’ny 3 maraina . Koa mba tonga saina re fa vao maika niha mafy anie ny déléstage eh. Ampio ry zareo… Misaotra Baba nitarika.
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
En lisant le titre, je pensais que la suite est dans le genre:
Maintenant c’est la mairie qui traine devant les ordures.
sauf que ça, c’est pas nouveau 🙂
Il a diffusé un enregistrement audio d’une sénatrice de Madagascar
Mampalahelo ahy ny fanakiana ataon’ndry zareo “Mavo lela” azy ireto sy ny fiheveran’ny olona sasany azy ho adala. Jereo tsara ireo “bidon jaune” taritiny ireo fa tena madio tsy mbola nampiasaina mihitsy (ny anay any antrano tompoko efa mivalo mainty sy be kikakika amin’ny fampiasana azy isanandro) … Izany hoe ry zareo ireto mety (hoy aho) tsy mampiasa firy azy ity fa ho fanehoana ny fijaliantsika (izaho ao anaty) milahatra rano amin’ny 3 maraina . Koa mba tonga saina re fa vao maika niha mafy anie ny déléstage eh. Ampio ry zareo… Misaotra Baba nitarika.
L’acte 3 : un compteur de la Jirama ?
DJ a tjrs clamé : Je ne serai pas plus nul que Ravalo ! On voit le résultat .
Il est 1000fois plus nul et plus gourmand que lui
Itondrana fanamafisampeo ery Iavoloha dia averina tahak’izay ihany koa izay nolazain’ny siramamy gasy
c’est reparti chez nous, l’electricité ne va pas revenir avant midi! lmersi prezida