dia tsy mba nisy fotoana ve nandravonana ireo tany menabe amin’ny sisidalana ireo? marina fa tena mpanohitra ity fitondrana ity aho fa azoko lazaina hoe hitako daholo ny nanamboarana ny lalana manodidina an’Antananarivo(na ny fanatsaran io rn 58 digue Ankadimbahoaka hatrany Andranomena io) fa rehefa vita nya sa dia alamina sy hatsaraina ny manodidina ny asa, bouleverd de l’Europe sy Masay nambola bozaka sy hazo ny sisiny, Alakamisy-Vontovorona, nambolena bozaka ny sisiny dia naravona ilay vohitra nakany tany, sns, sns
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
dia tsy mba nisy fotoana ve nandravonana ireo tany menabe amin’ny sisidalana ireo? marina fa tena mpanohitra ity fitondrana ity aho fa azoko lazaina hoe hitako daholo ny nanamboarana ny lalana manodidina an’Antananarivo(na ny fanatsaran io rn 58 digue Ankadimbahoaka hatrany Andranomena io) fa rehefa vita nya sa dia alamina sy hatsaraina ny manodidina ny asa, bouleverd de l’Europe sy Masay nambola bozaka sy hazo ny sisiny, Alakamisy-Vontovorona, nambolena bozaka ny sisiny dia naravona ilay vohitra nakany tany, sns, sns
Miandry orana ireo tompoko @ izay entin’ny rano na makety @ arabe
Marina io raha nisy fepetra HSE zany. Mandeha ny mandeha, tahaka ireo olona ireo.
ka namonjena ny SADC ilay izy. novonjivonjena tahaka ny tsinaikena