Lire : Comment l’entreprise Impero Solutions a arnaqué des milliers d’investisseurs en Afrique de l’Ouest
Toujours les mêmes techniques : un discours bien rodé, des certificats étatiques gage de sérieux, des promesses de gains rapides à coups de bitcoin et autres cryptomonnaies pour faire sérieux, moderne dans l’air du temps.
Et au final la boîte qui disparaît… et votre argent avec…
Aza mba mora rebirebena hoa… Quand il y a comme une odeur d’argent facile, ne vous faites pas d’illusions, le pigeon c’est vous.
Donc, ceux qui ont acheté des Airbus A340 en mode ferraille, ne seraient pas des pigeons, mais des Rapaces?
vous l’avez dit
Ao Mada izany ry antares sy ny tariny! hahaha
sy ny filazana hoe ianao dia nahazo ny loka tamin’ny fifaninanana nokarakarin’ny fikambanan’ny mpiasan’ny sirama ambilobe na brickaville!
Iny moa dia nataoko fimehezana fotsiny! Ny ahy vao maika adalaiko: “Izaho oa efa manana sprinter sy 4×4 fa tsy maninona ve oa raha mba atao bisikileta ny ahy?” Hahaha!
efa nataoko hoe ento aty antananarivo rangaha fa haloaka ny gazoala sy ny sakafonareo sy karaman’ny mpamily ny volanareo rehefa tonga aty!
Fa io izany tena hita hoe misy complices amin zalah ao @operateurs telephoniques ao e! Efa ela nalaza anie iny resaka iny e, ny numero nampiasainy amin’io efa miparita eran’i FB fa dia izao hono vao tratra!
En ce moment on n’entend parler que d’Antares mais a mon avis la chute va être brutale quand la pyramide de Ponzi s’effondrera.
j’aime votre humour !