elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
Ou juste une présentation du générique du film…’Za zao no rôle de lisany bandy foana, ohatran’ny mahazatra.’
Fa rehefa inona no ataonao ny anarana, Sareraka, OMAR, Rafanoharana… Dia rehefa inona no tsy avoaka?
Ireo anarana notanisainao ireo kosa dia ny vaovao-mpanjakana amin’ny alalanny Depeche Taratra no namoaka azy e ,ity mbola au conditionnel ,
Ka tsy i Elman no nanontaniako fa ilay fanjakana mihintsy ka. Misy généraux, misy An’i Ianona nefa tsy tenenina.
Misy anizany “diplomate avec la tête du gendre idéal” miala any indray ee
Iza indray izany?
ka izay anie no maha film azy e! misy aseho ny anarana mba hakana ny fon’ny olona , dia misy ny tsy lazaina mihitsy …..satria tsy misy
Ndriiii ka tsy ny filou ajaina mamimbahoka masoandrotsika irery iany nge hono no cible fa ny gasy reetra e !
Amin’izay kosa izy lasa mamy hoditra
hoy i Mamanay hoe : na halona ao anaty barika iray feno tantely ary io tsy ho mamy hoditra mihitsy!