très révoltant. quand je ne cesse de répéter qu’y a pas un pour rattraper l’autre, j’avais raison. dj en grande braderie = matesa izay maty fa ny fety tsy maintsy mandeha
mbola tsy nahita aho, na 1 segonde de deuil national décrété aza. mbola vao 17 malagasy marina …
Afist
1 année il y a
Raha vao mihetsika ianarrreo dia tonga dia hitanay, raha vao mivorrry ianarrreo dia hitanay fa raha maty ianarrreo tonga dia handihizanay. Iza moa ilay nampitondra vata-paty teny @ 13 Mai ?
Doraadm
1 année il y a
Na iza maty na inona mitranga, ny fety tsy maintsy mandeha.
Tsy maintsy ampirevena ny olona sao mikomy.
mitovy t@ andro romana sy ny coliseum ary gladiateur, tsy maintsy asiana fety be mba tsy hikomy ny vahoaka
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
très révoltant. quand je ne cesse de répéter qu’y a pas un pour rattraper l’autre, j’avais raison. dj en grande braderie = matesa izay maty fa ny fety tsy maintsy mandeha
mbola tsy nahita aho, na 1 segonde de deuil national décrété aza. mbola vao 17 malagasy marina …
Raha vao mihetsika ianarrreo dia tonga dia hitanay, raha vao mivorrry ianarrreo dia hitanay fa raha maty ianarrreo tonga dia handihizanay. Iza moa ilay nampitondra vata-paty teny @ 13 Mai ?
Na iza maty na inona mitranga, ny fety tsy maintsy mandeha.
Tsy maintsy ampirevena ny olona sao mikomy.
mitovy t@ andro romana sy ny coliseum ary gladiateur, tsy maintsy asiana fety be mba tsy hikomy ny vahoaka
panem et circenses https://actutana.com/depeche/gymnase-ankorondrano-panem-et-circenses/