toutes les constructions le long des digues(ainsi que celles nommées cité des imbeciles) n’ont aucune permis de construire, les autorités, pour cause de clientelisme politique ont fermé les yeux, et voilà le resultat
carole
1 année il y a
Efa tamin’ny andron’Andrianampoinimerina no efa tsy azo nanorenana ny fefiloha, fa izao kosa dia e e e
ianao ve dia mino fa fantatry ry zareo procambarus izany Andrianampoinimerina izany?, ary faritry Ampitatafika io, ilay misy an’i Gista dia mazava ho azy fa rehefa misalotra ilay akanjo ianao dia ok ny rehetra e
Nifin'Akoho
1 année il y a
Ny zava-misy tahaka izao no ahitana ny tsy fitezena rehetra amin’ny ambaratongam-pahefana.
Ny faritra fambolena sy amoron-drano dia tsy tokony hanorenana,
Ny faritra misy ny fefiloha dia voararan’ny lalana ny midobo azy. Tsy misy taratasy afaka manamarina fa an’olontsotra ny faritry ny fefiloha.
Misy mbola mahazo autorisation na permis de construire, ary mahazo logement tsara. Tsy vitsy ny trano manamorina amin’iny fefiloha sisaony iny no mbola andala-panorenana sady en dur ireo trano.
Misy am reo trano ireo no tongan’ny herinaratra jirama.
Santionany ireo fa entina hilaza amintsika fa mana-marina ary manaiky ny fihetsika tsy tompon’andraikitra asehon’ny vahoaka ireo manana fahefana rehetra.
Tsy vitany hoe miakatra ny rano zao fa ny fil haute tension ny jirama dia mikasokasoka amin’ny ahavon’ny rano. Miandry loza vaovao hafa hiseho indray izany isika.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30

kely sisa