Ankatso : sosopourisation et descente dans la rue

Loading

Dépêche
Infrastructures

Lol qu’est-ce qui se passe encore ? Les bourses n’ont pas encore été payées ? 🤣

Non pas sur ce coup.

Plus d’eau dans le quartier semble-t-il.

Donc tu commences la journée sans eau c’est ça ? Quelle VDM hein ?

Bon bah du coup moi je vais aller prendre ma douche alors. Bien chaude, une excellente pression, ao tsara 👍

Loading

S’abonner
Notification pour
guest
5 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
patriot
patriot
1 mois il y a

j’aimerai bien voir naivokely descendre dans la rue arrêter ces fauteurs de troubles. Je ne comprends pas pourquoi ce nain il se la joue comme s’il était le number one de l’assemblée

mpijery
mpijery
Répondre à  patriot
1 mois il y a

J’ai ouï-dire qu’il est à l’île Maurice depuis quelques temps

Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
1 mois il y a

Ary lay mpanolotsaina fatra-piaro lay be ny tanana lasa minisitra. Firy taona ny nahitako an’iny ramatoa iny tao, tsy hitako akory zay fivoaran’ny tanana.
– Zao averina gaboraraka hono ny tsena dia tsy manaiky izy. Hiady amin’iza ? Mitapy. Reny ary no nanaovana an’i ex-PAN. Taitra am zany tpkl Razanamasy.
– Firy taona reo ny teo tsy efa nahafantatra ny tokony atao am fako? Projet ny Japonais eny Andralanitra no ireharehan’izy mianakavy fa anadiovana ny tanana. Ny camion bleu mitondra ilay bac à ordure jaune asinareo soratra projet présidentiel. Vendrana daholo ny olona e. Fa gah ty Antananarivo ty tsy mandroso raha tsy projet présidentiel. Fampitaovana nomen’ny kely maso amin’ilay tetik’asa reny.
– Ny rano raha tsy ny projet UK sy US miaraka am Wateraid, Wsup… tsy ahitana borne fontaine eto na miaramiasa amin’ny Jirama ary. Miantehatra amin’ny Projet avy any ivelany fotsiny ny ankabeazan’ny Communes eto. Tsisy fitantanana mazava sy tsy hita hoentina mankaiza. Fenoina Bornes fontaines ny tanana nefa ny rano tsy misy.
– Ny lalankely sy ny tanana anaty rano, efa filohampirenena lay rangah vao maka sary ilay trano dibo-drano fa tam izy be ny tanana tsy nahalala ny zavamisy eto Antananarivo. Sa anaovana situation avant sy après lay sary? Mamato-tena izy manao an’io sa iza indray no aniliany an’io aveo.
– Ny lalana refa tsy voavaha ny fahasimbany dia nakana ny hevitr’i Tarzan (bacc +24). Dia io miampita am tariby no vahaolana.
Ary reto olona ohatry ny voan’ny be manaiky. Efa mahita ny zay tsy fahita dia mbola io ihany no kafirina eo. Tsy mahalala loko afatsy laoranjy sa oranze, volomboasary sa kaki ? Raha voankazo io efa misy kalo.
Efa masiso sy feno tsikoko dia mbola io nenay e. Normal hiafio ao nenla ozy ny olona satria Antananarivo no voalohany am ville maloto indrindra eran-tany. Medaille d’or zany rams a. Quelle Ville De Mer de !

A la Une

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

5
0
Nous aimerions avoir votre avis, veuillez laisser un commentaire.x