Mobilizeo ny BNGRC, pompier Tsaralalana, Ivato… Izay manana fiara citerne rehetra. Zany ve dia tsy vita e. Toa kty efa mamono afo isika zao. Sarotra ve zany? Polisin-dalitra no alefandry zalah eo fa tsy polisin-drano.
zana dans Nouzavon installé 150 bonbonnes d’eau à Antananarivo: “Cette eau est pompée directement du lac de Mandroseza, sans filtrage, sans traitement, donc bon courage pour le peuple qui…” 09/10/2024 à 13:38
Ny rano misy be dia be fa ny solika hatao @ fiara hitaona azy no tsy misy e..
misy zavatra kely tsy milamina foana hein ?