Ry Malagasy namako,
Amin’izao andron’ny Paska, hankalazana ny fandresen’i Kristy fahazavana izao no iarahabako antsika rehetra isan-tokantrano.
Ny Paska dia midika ho fitsanganana amin’ny maty, fihavaozana sy fanantenana ary fidirana amin’ny fiainam-baovao. Koa ny hazavan’i Kristy nitsangan-ko velona anie hanilo sy hanenika antsika tsirairay avy; hitarika antsika hiroso hatrany amin’ny adidy amin’ny mpiara-belona sy ny Tanindrazana ka hanarina ity nosy malalantsika ity.
Tsaroako manokana androany ireo mpiray Tanindrazana mbola miatrika ny aretina, ireo nandalo sedra mafy, rava fananana, noho ny rivodoza. Aoka isika hiombom-bavaka ho azy ireo, hampitraka azy ireo sy hitondra fanantenana toa an’i Kristy nandresy ny fahafatesana.
Mirary Paska sambatra ho antsika rehetra!
Amen …
Rho.. il commence à penser sérieusement à sa reconversion professionnelle lorsqu’il ne sera plus prézida.
Aleloia masoandrotsika ?
Le diable s’habille aussi en Prada!
déjà concours de balivernes la politique devient concours de déguisement, Macron en écolo bobo, cette fêtarde de Marine en bonne mère de famille, alors….le président en Mailhol ?
Les politiciens ont bien compris comment le malgache (malagasy) fonctionne.
Il suffit d’évoquer les noms de Jesosy Kristy, Tanindrazana,Nosy malala,vavaka
et hop c’est gagné .
Et quand il parle de Nosy malalantsika, est ce que les îles éparses en font parties?