Tena misy mpiasan’ny Jirama consciencieux anie ry reto, fa tena mampalahelo. O ny moyen, na hamono afo araka izany aza dia seau sy tuyau. Un coup à mourir d’un AVC à 35 ans !
c’est curieux, ces repetitions d’incidents à andekaleka qui date 1986(?) alors que mandraka qui a plus de 60ans d’age ne connait aucune panne, et à mandroseza, il y a un groupe sulzer qui date de 1932
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Somary miaritra kely ram’s a, may indray aloa ny 30 MW
Ndeha hitady pièce détachée eny Isotry rehefa maty ny afo fa vitatsika foana io ram’s a.
ie, bona oka dia vita
Tena rano taomina @ siny sy sceau ram’s dia mahafaty an’io hafo io fa tsy tin nareo e…
https://www.facebook.com/orangeactu/videos/1817015138509027
miaraka @ tuyau fanondrahana zaridaina e : vita matavy io.
L*le. Orinasa toy ny jirama ve dia izao ny fitaovana hiadiana @ afo nefa toerana tena “stratégique”.
C’est peut-être le même tuyau qu’ils ont utilisé pour le feu à l’ONE à Antaninarenina
Quelle honte l’incendie de l’ONE.
Tena misy mpiasan’ny Jirama consciencieux anie ry reto, fa tena mampalahelo. O ny moyen, na hamono afo araka izany aza dia seau sy tuyau. Un coup à mourir d’un AVC à 35 ans !
Mamimbahoka ne s’y était pas rendu en urgence ?
Ka Sarkozy hono toa nanao vacances any Madagasikara (aux frais du contribuable gougouesque je suppose)..Tsy azo aseho an’ny akama ny fahantrana sy ny tsy fahombiazana ka aleo misitrika.
https://www.africaintelligence.fr/afrique-est-et-australe_diplomatie/2021/12/29/sarkozy-en-afrique–vacances-a-l-est-business-a-l-ouest,109713854-art
c’est curieux, ces repetitions d’incidents à andekaleka qui date 1986(?) alors que mandraka qui a plus de 60ans d’age ne connait aucune panne, et à mandroseza, il y a un groupe sulzer qui date de 1932