Gné ? Ah si si, si à peine installé vous dépouillez votre forage, de l’eau vous risquez d’en avoir moins encore 🤣
Vol du portail métallique, vol des petits accessoires solaires et on en passe
Ils sont cons, mais qu’est-ce qu’ils sont cons, c’est effroyable 🤣
En fait c’est pas tellement l’eau ou la faim qui vous tuera dans ce pays : c’est la connerie ambiante.
Plus aucun notion du bien commun et du vivre ensemble : je vole tout ce que je peux voler, après moi le déluge.
La manenganiny party majinikiste est terrifiante.
Nahazo koveta ny tany sa tsy nahazo aloha ?
»Ny soa fianatra no mahavokatra » ram’s a…; vokatrin’ny halatra t@ 2009 daholo izao e…
tay be hein
tany Atsimo tamin’ny andron’i Deba dia nametraka ny AES alimentation en eau du sud izay novatsian’ny japon vola , nisy ny implivium, ny lavadrano ary ny fiarabe mpitatitra rano, ny zavaniseho dia navelo nopotehan’ny omby ny implivium, misy moa ny olona sasany tena mamotika mihitsy mba hakana ny vatokely sy vy ao, ny lavadrano indray dia omby no asaina misintona ny rano amin’ny dababe amin’ny tady vokany dia potik’ilay daba vy ny moron’ilay lavadrano dia mihotsaka ny tany manodidina dia las atototra ny lavbadrano , ny momba ny fiarabe indray moa dia eo ny halatra solika, kojakoja fanolo, tsy lazaina intsony ny halatra ataon’ny mpiasa birao sasany
Halatra daholo e. Tsy misy fotodrafitr’asa izay tsy angalarina, mampalahelo
tay be ilay fahantrana e.. pas seulement matérielle d’ailleurs
Bon courage pour développer un pays avec des gens ayant cette mentalité.
Tsy handroso izany ty firenena ty e. Teren-ko masaka loatra ilay te handroso amin’ny maso vilana.