Je sais pas moi….
Une invasion massive de criquets ? Un immeuble qui s’effondre ? Un camion tapaka frein qui fait 50 morts ? Une armée de dahalo qui fait une razzia sur tout un village ? La fièvre aphteuse qui débarque ?
Comme ce pays semble abonné aux malheurs quotidiens, un jour un malheur donc. On attend donc le malheur du jour 🤣
Et ne faites pas comme Cédric, ne comparez pas avec ailleurs.

pineur un jour, pineur toujours, et comme tous les mineurs, on neglige les détails
Omena “bonus” ?!? waouhhh tsy ary mbola nisy hatr’izay nihainako! mety omena maimaimpoana zany bacc @ ty , mahazo diplaoma daholo zay nanala bac teo
Mba izay aza no voalaza ,fa raha ilay fomba fanao rehefa werwera izay :”… Tsapan’ny fitondram-panjakana tokoa ny tebiteby an’ireo zanaka nanao fanadinana Bakalaorea koa noho izany dia… Horaisin’ny Fitondrana manotolo ny fanomezana ny Diplaoma maimaimoana ireo Mpianatra rehetra nanala fanadinana Bakalaorea tamin’ity taona 2023 ity . Masina ny tanindrazana”
mety hatramin’ny tsy nisoratra anarana sy nanao fanadinana aza ho ao anatin’ny lisitry ny afaka
bac mora zany
ie bac tsy ilain’ny erantany
bac mitovy lenta @ katalà 6eme d’âne ihany io ka : hanaovana fety be miaka midina eny Mahamasina dia milamina io ram’s a.
lol, on ne peut évidemment pas louper cette perche énorme
https://youtu.be/wcwxWBluDJo
ny teny tena fampiasan’i kata là dia ny hoe “tsy maintsy” tsymaintsy izao, tsy maintsy izao, dia tatoato indrya dia nyhoe “nampihetsipo”, nampihetsipo ay hono ny nahita ny olona teny Imahamasina, nampihetsipo ay hono ny zavaniseho ny alarobia hariva
J’adoooore cette vidéo !
Trop facile, mety ka:)
Bac manara-penitra koa
Bien sûr c’est l’opposition
Incendie d’un transfo du côté Ampasapito hono, le feu s’étend en pleine chaussée