mety izay mihitys no tsy mahamaika ny hampaikarana azy aty Antananarivo fa avy dia tratra eo ny fika masiso, ohatran’ilay lohamasina ihany e: lafo lavitra ilay efa niasa sy tsy mety akory noho ny vaovao avy dia miasa, dia mbola nisy koa ny turbine tao Andekaleka, vita sinoa bonokany no novidiandry lerony dia tsy ampy 1taona akory dia vita matavy, nefa ny vidiny mihoatra lavitra noho ny vaovao vita avy any Soisa
Rafangy dans McDonald’s va arriver à Madagascar: “Kagame, lui a fait venir VW chez lui et cela engendre de la richesse, nouzalon , lui, il ne sait…” 12/05/2025 à 16:39
Rafangy dans En parlant d’événementiel…: “elle est de retour! tsy ampy angaha ny fanambaran’ny masoivoho anglisy iny?” 12/05/2025 à 16:37
Rafangy dans Tuléar : un pt’it coup de Tsinjo: “regardez bien la photo, aucune personne ne manifeste pas de joie, peut etre parce qu’on leur a dit que ce…” 12/05/2025 à 16:37
Rafangy dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “hilaza izy fa samy manana ny fomba fikajiany azy io IDH io, ny azy dia sambatra, mahantra , manakarena(inona moa…” 12/05/2025 à 16:36
raossy dans Ouh là « Madaghost »: “Tokony nandray anjara tao i DJ CDRIK miaraka @ fizaràna vola ho an’ny mpijery : feno io palais des sports…” 12/05/2025 à 16:04
raossy dans Ouh là « Madaghost »: “Mba nahazo ny cachet-ny ary ve ireto artiste malaza ireto sa dia nody maina? Raha ny isan’ny mpijery toa tsy…” 12/05/2025 à 16:02
elman dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “un scoring qui augmente de 0,00X ? lol Pour que ça soit significatif il faudrait plutôt que ça augmente de…” 12/05/2025 à 15:28
babakaty dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “Et c’est quoi les chiffres en vert à droite du tableau?On a progressé ?” 12/05/2025 à 15:19
Numerobis dans Société malgache : vers la folie collective ?: “Ce qu’il ne faut pas oublier est que parfois, les choses basculent soudainement au moment où personne ne le pensa…” 12/05/2025 à 15:16
Vazaha Be dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “Allez encore un petit effort : plus que 10 places à grapiller pour être en tête (à l’envers) 🙁” 12/05/2025 à 14:17
Ô ry namana, na ny spectacle eto antanana anie ka mitondra faisana amin’ny fahatapahan-jiro e.
je crois que ces moteurs sont à Tomasina depuis 2022, et je ne pense que maintenant, les oranges ont trouvé la solution pour les amener à Antananarivo
Be tetika fa kely lalana hoy ny fiteny, toy ilay nitelina coco ka mahatoky ny lava-body
ô purée, mais c’est exactement ça en plus lol
Ity resaka moteurs 105 MW ity ve tsy mitovy @ ilay resaka Airbus A340 ihany e…(corruption : asa firy millions de dollars indray no niodina any @ compte offshore any)..: https://www.lemonde.fr/afrique/article/2019/10/30/ces-couteux-airbus-qui-ont-plombe-air-madagascar_6017451_3212.html
mety izay mihitys no tsy mahamaika ny hampaikarana azy aty Antananarivo fa avy dia tratra eo ny fika masiso, ohatran’ilay lohamasina ihany e: lafo lavitra ilay efa niasa sy tsy mety akory noho ny vaovao avy dia miasa, dia mbola nisy koa ny turbine tao Andekaleka, vita sinoa bonokany no novidiandry lerony dia tsy ampy 1taona akory dia vita matavy, nefa ny vidiny mihoatra lavitra noho ny vaovao vita avy any Soisa