La messe semble cette fois définitivement dite pour la bien nommée Air Madagascar.
Plan d’envoi massif en chômage technique du personnel en cours d’élaboration, compression de personnel, à peine 30% des salaires qui seraient dorénavant versés.
… et surtout plus qu’un seul avion qui serait en état de voler ? 😯 .. et 1000 employés pour s’en occuper ?
Sssh tsy mila vazaha izany isika hitarika anio e, seforinasa gasy dia mahavita anio ee, wawawa.
Ie, vita matavy tokony. Et il y a encore une montagne de pognon que l’on doit à Air France je crois, avec la fabuleuse affaire du siècle des Airbus poubelle là ?
Bref. Je. Non. Rien.
Une phrase explique la situation d’Air Mad mais surtout de tout le pays aujourd’hui.
« Je ne serai pas plus nul que lui »
je suis étonnée qu’il ait tenu jusque-là, si l’on raisonne rationnellement.
Je n’ai toujours pas compris pourquoi on avait affrété spécialement un avion d’Air Seychelles pour le voyage des Barea en Ethiopie alors que ceux d’Air Mad étaient cloués au sol.
Dia efa lasan’i madagasikara airways izany ny marché kou. Voaporofo izao fa rehefa ny zavatra no atao lafo be, tsy takatry ny hakamaroan’olona dia tsy maintsy maty foana amin’ny farany.
sady orinasam-pianakaviana. Il n’est pas rare de voir 4 ou 5 membres de la famille chez Air peut-être.
Ny billets GP manginy fotsiny.
iny tsy aritry ny gasy mihitsy iny iray iny
ka hoe handehaho any ivelany e! firy ny olona fantatro mivarotra an’io antsokosoko! manginy fotsiny ny ataon’ny chefs d’escale
ça s’appelle avantages en natures?
Il me semble que c’est une Convention de l’OACI applicable à toutes les Compagnies aériennes.
Pour Les membres du personnel et leur famille – 90%, pour les parents/beaux-parents c’etait – 50% je crois.
non ce n’est pas la convention qu’on reproche, c’est le fait de certains agenats qui vendent leur GP a des tiers avec la complicité de certains personnel naviguant: on ne reclame pas de piece d’identité au titulaire du GP
Ce n’est pas vrai. A l’époque des Lufthansa Consulting, il a été institué que les agents partis à la retraite bénéficient de 2 billets gratos qu’ils peuvent utiliser (ou vendre) comme bon leur semble. (Les agents d’Air France en ont 4 chaque semestre si je ne m’abuse). Les billets GP sont nominatifs, c’est tout une procédure pour les faire délivrer (aval du chef etc…) et ne sont aucunement vendables à autrui
À l’époque du socialisme, tena nisy mintsiny ny nanakarama Zé Pé itondra entana refa mietsena la Réunion.
tsy niova ka : poids 12€ ram’s.. même en plein covid lol
encore plus, certains hauts dignitaires du regime socialiste avaient droit de 2 oui deux tonnes de fret sur le combi 747 gratis, sans parler de leurs vacances au moins 2 fois par an a l’exterieur, ou encore de leurs » voyages » officiel dans le territoire alors qu’en fait c’est pour une partie de chasse
angaha hadinonao ny fanomezana tapakila maimaipoanany mpianatry ny oniversite hamonjy ny fiaviany sy hiverenany ? mbola fahaizamanao manokan’i ratsiraka sy ny revolisiona ihany izany
gp c’est 1%.
C’est vrai qu’à Madagascar, on embauche le cousin , le beau frère, l’ami de la soeur etc
Mais est ce qu’ils ont les compétences pour le poste?
Pas forcément et du coup l’entreprise tombe faillite.
pratique instaurée par le prezidà ratsiraka avec sa revolution socialiste
la faillite a été organisé, suivez mon… r(R) pas gasy.
efa maty efa ela i Madagasikara Airways
Kay! Tsy nahara-baovao za zan le!
Niara nanjavona t@ fitondrana Rajao niala
Nefa tsara ny prestations fa tsy flotte tsy ampy isa.
Efa fin 2016 ou fin 2017 no tsy nisy tsony ny liaisons avec RUN dé ny liaisons interieures Maty ho azy.
ankamaroan’ny olona, on dit.
Vente, à qui l’on sait, à ARIARY symbolique
Est-ce que quelqu’un aurait des informations précises sur une éventuelle transaction pour le rachat des actions de Air Austral par quelqu’un qu’on connait via la cnaps?
Seforinasa mihitsy ve? 🙂
fa inona indray ary hoy ianao? hihihihihihi!
Aok’izay fa sao marary fo ry zareo a…
Quand j’étais étudiante, je demandais dans une agence si Air Malade proposait un tarif « étudiant ». Je me faisais envoyer bouler par une des personnels de l’Agence en me disant que je pouvais voir ailleurs auprès des autres compagnies concurrentes si leur tarif ne me convenait pas.
Depuis, bye bye Air malade et sa relation clientèle. Ca date d’une bonne vingtaine d’années mais je garde un mauvais souvenir de cette compagnie.
Isika amin’ny ankapobeny no tsy mahay mivarotra ary ny olona tsy nomena formation action commerciale fa napetraka eo satria mety tsara bika :-). Nisy fotoana aho nividy serrure tamin’ny magazay lehibe « route du pape » efa ho roapolo taona lasa fa hatrizao mbola mahatadidy ny fandraisana tsara azoko sy ny fahaizan’ilay tovovavy ny pitsopitsony momba ny « marques » fanalahidy marobe varotany eo. Taty aoriana tovolahy no sendra ahy tamin’ny resaka « carreaux céramiques » fa mitovy aretina amin’ny daholobe, sady tsy mahay no miavona nefa varotra no atao.
Mitandrema fa sao dia misy manompa eo ianao satria milaza ny marina sy ny zava-misy.
aza manahy fa tsy sahy maketo izany ny mpiady antsena
anisany fahavoazantsika malagasy ny hoe ny olona no mila ahy fa tsy izaho no mitady azy! jereo fa amin’ireo asa fivarotana marobe, na io tranombarotra lehibe tokoa na io mpivarotra amorondalana ireny fa dia misy miavona sady kamo mihetsika mitady famerimbola nefa varotra no atao!izaho nisy fotoana nanao fiarakaretsaka fa rehefa tsy manana hamerenana aho dia izaho no mitady, mividy zavatra mety ilaiko amin’ny mpivarotra eo akaiky eo hahazoako madinika, ary manandrama anie ianao miditra fivarotana iray ka ianao no miarahaba ny mpivarotra ao fa mihanahana be ry zareo!
izaho aloha dia mifamaly amin’ireny lazaina fa mpandray olona ireny amin’ireny fivarotana ireny nefa tsy mahafapo anao ny avaliny; tsy raharahako na dia mahazo nyhoe mba miseho milaay koa itony, ohatran’ny hoe tsy eto madagasikara izany, sns, sns
Hahaha! Ny nahazo ahy indray dia niditra grande surface malaza be iray izay za tao Tana, ka ny akanjoko tamin’izay dia juste short sy T shirt fotsiny. Fa io, vao nanomboka niditra ka mandra-pivoakako dia narahan’ny mpiasan’zareo avy alavitra foana aho. Ny indro kely tsy fantan’zareo dia tao anatin’ilay kitapo navelako tery @entrée anefa feno vola amina millions.
Tena tsy azo atao ny mametraka entana valereux na vola eo @ concierge ah !
teny antaninarenina na ankorondrano no mpanao an’io! nisy mihitsy aza tanora lahy izay izay rehefa tafavoaka tety ivalany dia nohodidin’ny mpiambina fa hoe nagalatra fiara kely dia nosavaindry leronyteo fa tsy nahitany na inona na inona!efa niakatrafo ny rain’ilay zaza ary nandeha tao amin’ny tompon’andraikitra fa hoe hitory fa niala tsiny tao moa ilay lehibe! mampatsiahy ahy ny fandehan’i oprah winfrey tany soisa raha niditra tranombarotra izy dia nanontany ny vidin’ilay poketra dia hoy ilay mpivarotra vavy(fa tsy tompony) hoe izao ny vidin’io fa tsy ho takatrao izany
Mba resaka noforonin’i Oprah izany fa raha vendeuses miasa amin’ny magasin de luxe dia raisiny tsara foana ianao na tsy hividy aza ary hampisehoany ny fahaizany mihitsy
Tokony ho niveau T5 izany fa raha antitra vao hivarotra? mahalafo fa k…ely. Nampianarina hanan-karena tokoa ve ny
malagasydaholobe?j’ai bien connu cette epoque de air maty où les employés se consideraient comme des etres a part, comme si vous devriez leur implorer de vous vendre un siege
La seule chose qui me vient en tête quand on parle de Air mad c’est la distribution de 2 malheureux bonbons jok avant l’attérissage. 🙁
Vous n’avez pas connu les fastes du début du B747 ?
En classe économique : Mignonnettes à volonté, saumon fumé, plats raffinés etc.
une autre époque avec l’ankoay
Fahiny elaela … Mandoa vola vao mahazo écouteurs 😀 sady tsy maintsy dévise amin’io (vol Tanà-Paris-Tanà : FF tamin’izany) !
Au moins le prézidà tiens sa parole.
« zavatra tsy nataon’ny mpitondra nandritra ny enimpolo taona no ho hataontsika »
Même au plus fort des crises de 1991 ou 2002, air mad a toujours continuer à travailler et a su s’en tirer plus ou moins bien. à ma connaissance aucun chômage technique n’a été appliqué.
Merci qui ? Merci Prézidà.
Mon dieu, vous n’êtes même pas encore sur place que vous râlez déjà ? Ouh la la, mbola aiza re zany ? 🙂
dire ma perception de la vérité n’est pas râlé.
mais la question est , y a-il des chances que je vire de couleurs en se frottant avec eux sur le terrain? business as usual
orangez-vous! c’est flashy.
Maro ny compagnies aeriennes tena sahirana amin’izao fotoana izao fa hitako hoe mihezaka mampidi-bola ihany ry zareo amin’ny vol interne. saingy ny antsika aza na ny vol interne « ca coute la peau des fesses » hoy ny mamako mahay azy izay.
Ny réseau long-courrier sy régional no tena nampihodina tao fa tsy ny intérieur. A la rigueur raha misy touristes tonga dia mety mihodina ny intérieur fa raha samy efa ao dia tsy misy marché. Taloha tana-toamasina des fois misy B737 2 na 3 / jour saingy efa « tsara » ny làlana na koa tsy misy pouvoir d’achat dia foana efa ela izany rehetra izany
Tsy misy ny pouvoir d’achat ny tena marina. Aty oa ohatrany hoe mandeha taxi-be ny fandehan’olona amin’ny avion! Tena misy fotoana aza ny prix trajet en voiture lafo nohon’ny mandeha avion!
ka izay mihitsy. Ho antsika ilay izy tena mbola produit de luxe be. Volotea mi propose Lille-Nice à 27€ nefa mety tsy karama 1 volana ho an’ny gasy sasany akory izany. Ny olantsika koa dia tsy notaritina niakatra ilay firenena depuis 60 ans fa nivellement par le bas no nisy.
Ny toe tsain ny mpitondra i Air Mad angamba dia mety mbola tavela tamin’ilay hoe hoan ny privilegie ihany izany mitaingina avion izany. Ny ambiny mandeha taxi-brousse daholo!
ka raha mora kosa ny taxi-brousse ka takatry mpiasan’ ny airmad sy ny rehetra te handeha?
Ka eo indrindra ilay olana.
Ny compagnie mandroso miezaka hatrany manavao sy mitady hevitra hidinan’ny sarany mba ahafahan’ny maro mitaingina fiaramanidina.
Ny antsika indray miezaka mifikitra amin’ny politikam-barotra tamin’ny taona 70 izay manivana ny mpandeha amin’ny fampiakarana n’y saran-dalana. Tsy mahagaga raha miforetaka avy eo. Rehefa miforetaka anefa, izy mpiasa ao ihany no voa voalohany.
« …fa nivellement par le bas no nisy. »
ny mpitondra ihany no afaka miakatra fa ny sisa dia io voalazanao io! angaha misy intsony izao ny classe moyenne,eny na ny proletaires aza dia efa mihalany tamingana koa eto
Izaho dia isan’ny kivy rehefa mahita ny fomba fivarotana legumes eo Andravoahangy aty akaikin’ny CSB2: Efa tsy tazana intsony ilay bac à ordures métallique fa difotry ny fako, dia eo no velarina à même le sol ny voatabia sns. Ao afara amin’io ilay canal milay be feno.. mitsikafona. Dia mividy ny olona tsy misy taitra
izaho dia ataon’ny sasanyhoe miavona fa tsy mety mividy sakafo masaka amin’ny toerana tsy akaiky rano izany, eny na dia mofo gasy aza! indrindra moa fa akaiky bacs à ordures izany fa ny ankabezan’ny olona anie ka manary t*y amin’ny harona sachet any anaty bacs à ordures e
angamba hoy aho nozaraina 50 ny pouvoir d’achat hatramin’ny taona 1975 no makaty
izay mihitsy ny international sy regional no tena nampidibola betsaka, mbola teo koa ny cima moa sa inona ny anarbn’ilay centre de maintenance iny ka ny boeing rehetra taty amin’ny manodidina dia tonga teo ivato daholo, iznayd ia nampidibola be mihitys ho an’ny air mad, ny politikan’i zasy lucien ministry ny fitataerana moa dia tsy lazaina intsony fa raha tsy i nirina andriamanerasoa no natao pca izay vao mba niakatra ny air mad rehefa saika maty tanteraka, ohatra tamin’izany, talohan’ny nahatongavan’i nirina dia miainga eto ny B737 iray manao morondava toliara fort dauphin manajary antananarivo, dia ny iray toamasina sambava, diego nosy be mahajanga antananarivo, dia misy ny fotoana feno be ny olona ao, misy ny tsy lasa mihitsy, misy ny fotoana zara raha misy olona(ohatra hoe efa feno olona avy eto ivato ho any manajary dia tsy afaka mitondra olona betsaka avy eo fort dauphinintsony ohatra
Cima ilay centre de maintenance.
izay mihitsy centre industriel de maintenance aeronautique! misaotra betsaka nampatsiahy e
Lorsqu’on réservait sur les vols intérieurs air mad, on vous disait que le vol était déjà plein et qu’il faut demander aux agences de voyages s’il y aurait des annulations. Arrivé dans le vol concerné le lendemain, on a constaté que l’avion était à moitié vide. On a compris qu’il fallait que le akama proprio de l’agence de voyage prenne sa part de gateau
de quelle maanière?
c’est une des causes de la chute d’air mad, j’ai connu un proche qui a fait des mains et des peids a analakely pour avoir un billet pour l’afrique du sud, mais on lui a repondu que le vol est deja complet et il s’est rabattu sur un agence de voyage de sa connaisance qui lui a immediatement delivre un billet, une fois dans l’avion,il a constaté avec effroi que le nombre de passagers depassait d’a peine le quart de la capacité, et une fois de retour,il est allé discuter avec l’agence de voyage qui lui a repondu que c’est une pratique courante de certains agents de la compagnie nationale
Maty dia avy eo vidiany vahiny (karana , sinoa….) ariary symbolique ve?
Izay ilay tanjona efa hatramin’ny voalohany ka. Notazotazonina kely teo aloha hakàna izay azo alaina, dia avy eo amidy (tsena) mora amin’izayyyy…
je kif grave ce pov. tokony nataony teo anoloan’ny fasana ny anaran’ireo efa maty rehetra toly, sumatex, sns, dia i jirama mijaikojaiko misy manatitra avy aty aoriana efa miandry ny bucher royal.