izaho tsy havanana amin’ny informatika, fa raha ilay nolazain’ilay dj akaman’drasedy efa maty nandritra ny tatezamitatra iny hoe tsy maninona izay agoa any fa miova asa amin’ny informatika ny mpiasan’ny zones rehetra!
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
RMC dans Privatisation de la Jirama…: “aleoko tapa-tsinay sisa mijery ireto sary 2022 – 2023 – 2024 sy ny légendes rehetra miaraka aminy mba homeo ny…” 07/06/2025 à 13:50
photo generée par l’IA?
“…avec ses formations massives là ” c’est tout simplement un truc pour attirer les voix des electeurs
mitetika ny hahazo immunités durant 5 ans ka ! et si je ne me trompe pas, il y a déjà un candidat avant elle à faratsiho, de la même couleur
très performante mihintsy ve @ ilay formation mamaky vato ohatra, sa @ ilay môrôrà, sa @ ilay asidra, sa @ ilay tonga arivo ?
mba nisy formation aux métiers du web kosa e 🙂
tssss ! nanindry ny vitan’ny arb ve ?
izaho tsy havanana amin’ny informatika, fa raha ilay nolazain’ilay dj akaman’drasedy efa maty nandritra ny tatezamitatra iny hoe tsy maninona izay agoa any fa miova asa amin’ny informatika ny mpiasan’ny zones rehetra!
lol, tadidiko iny oe niato ny AGOA dia oe afka mandeha miasa mametraka backbone hono ny mpiasan’ny zone.
Ça se voit que c’est une BM maquillée 😛
dans le jargon on appelle ça une merguez 🙂
Tapaka bé aho mamaky an’ito
raha hoe karemy 6 volana aho dia mety hihinana ilay merguez io ambony io ihany! hihihihi