Les commerçants mettent une couverture sur les boissons alcoolisées, mais la vente continue. On ne sert pas les inconnus, qui pourraient être des policiers en civil, mais de vrais masseurs. Quel est déjà l’objectif ?”
Doraadm
1 mois il y a
Hatr@ izao tsy mety azoko fa maninona no interdit vente alcool. Ilay tena relation sy but ?
Ny message tiana ampitaina @ io: manana asa hafa ankoatran’ny mandràra ny mpanohitra hanao filaharana ny préfet Angelo. Tena miasa mafy tokoa ingahy Ravelonarivo ho an’ny ordre public.
nous sommes à gougouland, tout y est possible, sauf l’intégrité et honnêteté intellectuelles des dirigeants
samyfoza
1 mois il y a
Mampiomehy eh. Ny ety aminay mikatona ny varavaran’ny Bar … fa afaka mividy soa aman-tsara ihany ianao sady mbola aterindry zareo any an-tranonao mihintsy aza (mba efa toy ny ao amin’ny fesyboky re ah :” Livraison dans tous tana”)
Ndriambelo dans Ce que sa Seigneurie et ses solelakistes ne comprennent pas: “Bon anniversaire Elman, ho lava andro hiainana anie ianao. Tohizo hatrany ny fanehoan-kevitra fa mahabe fanantenana,manaraka isan’andro izahay” 23/05/2025 à 23:46
elman dans L’administration Trump retire à l’université Harvard le droit d’accueillir des étudiants étrangers: “ça rappelle vraiment des heures sombres de l’Histoire ce qui se passe aux States avec l’outrancier https://www.lemonde.fr/international/article/2025/05/23/une-juge-bloque-temporairement-l-interdiction-faite-a-harvard-par-l-administration-trump-de-recevoir-des-etudiants-etrangers_6607989_3211.html” 23/05/2025 à 21:44
Nifin'Akoho dans Weekend à Nosy be, puis Dubaï la semaine prochaine: “Lavitra any zareo ny fahoriana. 15 mn dia tonga any antrano. Mividy zay tiana. Maka rivotra sady miasa. Inona koa…” 23/05/2025 à 20:27
Nifin'Akoho dans Colonel Patrick Rakotomamonjy : 3ème vidéo: “Tsaratsara kokoa raha samy eto antanàna no mifanasavangy ry zalah be basy dia ho hita eo ny heriny. . Tsy…” 23/05/2025 à 20:18
carole dans Colonel Patrick Rakotomamonjy : 3ème vidéo: “je me demande bien qui sont les mpiray petsapetsa. En tout cas, il n’a plus fait appel au prezidà” 23/05/2025 à 19:55
Les commerçants mettent une couverture sur les boissons alcoolisées, mais la vente continue. On ne sert pas les inconnus, qui pourraient être des policiers en civil, mais de vrais masseurs. Quel est déjà l’objectif ?”
Hatr@ izao tsy mety azoko fa maninona no interdit vente alcool. Ilay tena relation sy but ?
Ny message tiana ampitaina @ io: manana asa hafa ankoatran’ny mandràra ny mpanohitra hanao filaharana ny préfet Angelo. Tena miasa mafy tokoa ingahy Ravelonarivo ho an’ny ordre public.
idem les jours d’élection me semble-t-il ?
Je suis curieux aussi de l’historique de la chose, j’investigue
tamin’ny taona 1967 vao natao andro fahatsiarovana io, fa andro nangidy ho an’ny afovoatany sy atsinanana iny, dia tsy tokony hisy olona mamo izany, tamin’izany moa mbola voahaja tsara ny lalana velona, nohamafisin’ny revolisiona sosialista ny fahatsiarovana ny faha 29 martsa ho andron’nt tolopanafahana, dia nanaraka fotsiny ny taty aoriana na tsy misy fantany aza sy tsy voahaja intsony ilay lalana
suffit de faire un tour sur le bypass ce soir ve ? lol
meme pas, il suffit de voir les debits de boissons dans les ruelles des quartiers, et marrant, il y des policiers/gendarmes qui y trinquent
OLLNBVY, sérieux ? lol
nous sommes à gougouland, tout y est possible, sauf l’intégrité et honnêteté intellectuelles des dirigeants
Mampiomehy eh. Ny ety aminay mikatona ny varavaran’ny Bar … fa afaka mividy soa aman-tsara ihany ianao sady mbola aterindry zareo any an-tranonao mihintsy aza (mba efa toy ny ao amin’ny fesyboky re ah :” Livraison dans tous tana”)
Sao de Napoléon rams ny namorona io lalana io ?