Et enfin il y a de fortes chances que Noël tombe le 25 décembre
Tandremonao fa efa nisy fifidianana Filohan’ny Nosy teto amintsika idray mandeha izay (tsy tadidiko tsara) fa volana Janvier mbola tsy nivoaka ny valim-pifidianana … Dia asa koa fa Ny calendrier ny taona nanaraka daty anakiroa samy hafa ny Paska (arakarakin’ny Calendrier.Dia hoy ny vazivazinay tamin’izay hoe arakaraky ny Filoha lany eo no daty ny Paska amin’iny Taona iny.

le seul pays au monde a avoir aussi 2 ou 3 nouvels ans ? 🙂
Miovaova kosa io e. Amin’izao zao tazomin’ny mpanao biriky ilay izy fa tsy mbola masaka ny biriky .
Heureusement, vendredi magnifique tombe toujours le premier vendredi de la semaine.