Ah il y a un match des Barea aujourd’hui ?

Loading

Dépêche
Sport

Effectivement, une rencontre contre la Centrafrique à Mahamasina, à partir de 16:00 heure locale.

14:00 ici en France donc .. lol, c’est quoi cet horaire ? Accessoirement vous saviez qu’il y a des gens qui bossent aussi ? Qui bossent énormément même ?

Bref.

S’abonner
Notification pour
guest
20 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Ravazaha
Ravazaha
1 année il y a

Oui, mais est-on certain que l’éclairage fonctionnera bien ?

Malala
Malala
1 année il y a

F’angaha tsy mety atao alahady ? rehefa misy zavatra atao ao dago dia andro fiasana foana , na rehefa mi-vote aza loll

Rahandy
Rahandy
Répondre à  Malala
1 année il y a

La plèbe ne travaille pas avec des horaires fixent, et c’est la majorité.

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Malala
1 année il y a

andro fiasana ahoana ary? rehefa mitsidika faritra i mamimbahoaka dia tsy mahazo mianatra ny mpianatra, ny mpiasa moa efa zara raha misy ny asa, dia mety foana io e! tsy mbola naheno an’i mamimbahoaka mihitsy aho namporisika ny olona hiasa izany

Malala
Malala
Répondre à  Rafangy
1 année il y a

hahaha ataovy otrany tsy nanoratra aho , hay moa ny any dago tsy mitovy @ firenena hafa mihintsy mdrr

raossy
1 année il y a

Efa pipi pataloha angamba ngahy Dupuis : haheno ny anaran’i Rajoelina raha resy eo..

Malala
Malala
Répondre à  raossy
1 année il y a

Hahaha

The Man
The Man
Répondre à  raossy
1 année il y a

Un convive à Ravatomanga ne devrait craindre le mamimbahoaka.

Rafangy
Rafangy
Répondre à  elman
1 année il y a

ka ny fisolelahambody no lehibe indrindra! te hiseho milay eo imason’i mamimbahoaka dia manaotao fahatany

The Man
The Man
Répondre à  elman
1 année il y a

Raclée bien en règle et on jouait dans notre stade mythique Tompokolahy sy Tompokovavy!

carole
carole
Répondre à  elman
1 année il y a

aleo ho resy any fa io koa no hanaovana werawera lava eo.

Harry
Répondre à  carole
1 année il y a

Izaho aloha Dia niloka mihintsy maka centre Afrique tsy nisy nahasahy ry lerony efa nomeko ray barea, ref tsy werawera sy riz cantonais no mitondra dia vonona ny tenako anohana ary hividy maillot barea

raossy
1 année il y a

pipi klôty teo ambony terrain daholo ny zoera nahita an’i Joël knou…

A la Une

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

20
0
Nous aimerions avoir votre avis, veuillez laisser un commentaire.x