Prezida! Sao dia mba ajanona kely ny fizarana jiron’akoho sy koveta dia taratasy hanaovana photocopie indray no zaraina dia tetezintsika ny fokontany eran’i Madagasikarady. Tsy mbola nisy nanao izany tao anatin’ny 60 taona.
« …la corruption câest toute la chaĂźne, depuis les hautes sphĂšres jusquâau planton du fokontany. » » ce que vous avez ecrit il y a quelques joursn io izy io
Zay aloha , fa raha tsy miaraka mitsangana koa dia gagazo foana , raha tsy misy mandoha na ny 1 aza dia hanao inona zareo ? Ny firaisankina ihany no hery
hanihany izany fa aty anie ka misy mitady ny fomba rehetra tsy handoavana ar 100 sarandakana miampita an’ikopa e! satria efa sarotra be ny mahita izany
Lay sarandalana kosa aloha dia tokony samy mandoha e , fa ny zavatra otran’ny hoe fanisam-bahoaka kosa dia tokony tsy andoavana vola zany na dia 1 ar aza
samyfoza dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses PĂąques: âMba tsy izao aza ny olona nahatonga ny fahatapahana : Lany nanasan’ny Tompo ny tongotry ny mpianany daholo ny rano…â 22/04/2025 Ă 09:21
samyfoza dans Tiens, le Pape est mort: âDia izay izany vao tena mitombina ara-bakiteny ilay fitenenenana : « … Tsy norarahian’i Emmanuel akory?… »â 22/04/2025 Ă 09:18
zafimbaza dans Tiens, le Pape est mort: âTriste nouvelle. Je suis protestant mais j’ai tjrs eu du respect pour cet homme . Pourvu que Macron fasse demi-tour…â 21/04/2025 Ă 12:45
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses PĂąques: âAody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.â 20/04/2025 Ă 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: âMafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…â 20/04/2025 Ă 16:38
Prezida! Sao dia mba ajanona kely ny fizarana jiron’akoho sy koveta dia taratasy hanaovana photocopie indray no zaraina dia tetezintsika ny fokontany eran’i Madagasikarady. Tsy mbola nisy nanao izany tao anatin’ny 60 taona.
« …la corruption câest toute la chaĂźne, depuis les hautes sphĂšres jusquâau planton du fokontany. » » ce que vous avez ecrit il y a quelques joursn io izy io
voilaaa
1 000ar tsy misy dikany @ malagasy ny mandoha an’izany e!
C’est pas misy ou tsy misy dikany le problĂšme : mĂȘme Ă 1 ar c’est le principe mĂȘme qui pose problĂšme.
Ie , fa any madagascar matoa tsy misy miteny dia manaiky sy mety zany ka
ka vao miteny koa de gagazo ka
Zay aloha , fa raha tsy miaraka mitsangana koa dia gagazo foana , raha tsy misy mandoha na ny 1 aza dia hanao inona zareo ? Ny firaisankina ihany no hery
effectivement, par exemple les proprios Ă Tana se sont liguĂ©s pour ne pas payer la monstrueuse augmentation de la taxe fonciĂšre instaurĂ©e par l’ancien maire.
Tsy afaka nanao n’inoninona lol
Surtout tsy nisy nanangona fako :-).
Blague Ă part, dans toutes luttes et rĂ©volutions il n’y a que l’union qui fait la force.
hanihany izany fa aty anie ka misy mitady ny fomba rehetra tsy handoavana ar 100 sarandakana miampita an’ikopa e! satria efa sarotra be ny mahita izany
Lay sarandalana kosa aloha dia tokony samy mandoha e , fa ny zavatra otran’ny hoe fanisam-bahoaka kosa dia tokony tsy andoavana vola zany na dia 1 ar aza
Et si le loham-pianakaviana fait lui-mĂȘme la photocopie?
Ka mety tsy mety satria manjary tsy misy vola miditra ao amindry zareo ko