Prezida! Sao dia mba ajanona kely ny fizarana jiron’akoho sy koveta dia taratasy hanaovana photocopie indray no zaraina dia tetezintsika ny fokontany eran’i Madagasikarady. Tsy mbola nisy nanao izany tao anatin’ny 60 taona.
Rafangy
10 mois il y a
« …la corruption c’est toute la chaĂ®ne, depuis les hautes sphères jusqu’au planton du fokontany. » » ce que vous avez ecrit il y a quelques joursn io izy io
Zay aloha , fa raha tsy miaraka mitsangana koa dia gagazo foana , raha tsy misy mandoha na ny 1 aza dia hanao inona zareo ? Ny firaisankina ihany no hery
Dernière modification le 10 mois il y a par Malala
hanihany izany fa aty anie ka misy mitady ny fomba rehetra tsy handoavana ar 100 sarandakana miampita an’ikopa e! satria efa sarotra be ny mahita izany
Lay sarandalana kosa aloha dia tokony samy mandoha e , fa ny zavatra otran’ny hoe fanisam-bahoaka kosa dia tokony tsy andoavana vola zany na dia 1 ar aza
za ihany
10 mois il y a
Et si le loham-pianakaviana fait lui-mĂŞme la photocopie?
patriot dans Municipales : piqĂ»re de rappel de notre sondage: “malheureusement, les chĂ´ses ne sont pas tout blanc ou tout noir, mais ma principe est simple, quel que soit la…” 11/12/2024 Ă 08:13
Prezida! Sao dia mba ajanona kely ny fizarana jiron’akoho sy koveta dia taratasy hanaovana photocopie indray no zaraina dia tetezintsika ny fokontany eran’i Madagasikarady. Tsy mbola nisy nanao izany tao anatin’ny 60 taona.
« …la corruption c’est toute la chaĂ®ne, depuis les hautes sphères jusqu’au planton du fokontany. » » ce que vous avez ecrit il y a quelques joursn io izy io
voilaaa
1 000ar tsy misy dikany @ malagasy ny mandoha an’izany e!
C’est pas misy ou tsy misy dikany le problème : mĂŞme Ă 1 ar c’est le principe mĂŞme qui pose problème.
Ie , fa any madagascar matoa tsy misy miteny dia manaiky sy mety zany ka
ka vao miteny koa de gagazo ka
Zay aloha , fa raha tsy miaraka mitsangana koa dia gagazo foana , raha tsy misy mandoha na ny 1 aza dia hanao inona zareo ? Ny firaisankina ihany no hery
effectivement, par exemple les proprios Ă Tana se sont liguĂ©s pour ne pas payer la monstrueuse augmentation de la taxe foncière instaurĂ©e par l’ancien maire.
Tsy afaka nanao n’inoninona lol
Surtout tsy nisy nanangona fako :-).
Blague Ă part, dans toutes luttes et rĂ©volutions il n’y a que l’union qui fait la force.
hanihany izany fa aty anie ka misy mitady ny fomba rehetra tsy handoavana ar 100 sarandakana miampita an’ikopa e! satria efa sarotra be ny mahita izany
Lay sarandalana kosa aloha dia tokony samy mandoha e , fa ny zavatra otran’ny hoe fanisam-bahoaka kosa dia tokony tsy andoavana vola zany na dia 1 ar aza
Et si le loham-pianakaviana fait lui-mĂŞme la photocopie?
Ka mety tsy mety satria manjary tsy misy vola miditra ao amindry zareo ko