Excellente nouvelle. A l’instar de la Gendarmerie nationale, cela devrait permettre une meilleure proximité entre la population et la Police nationale.
ka ny enjehina amin’ny fb amin’ny alalan’ilay cybercriminalité ets ets anie ireo izay manazimbazimba ny fitondrana ihany e! raha misy mandeha tsaho any hoe maty hono ny mpanohitra ranona dia tsy voakitika mihitsy! impiry moa izay i deba no nisy nanely tsaho tao amin’ny fb fa maty fa angaha nihetsika ny cybercriminalité, fa vao hoe nilaza ilayz alahy hoe tafakatra 40 ny matin’ny pesta, dia marainan’iny dia efa lasa eny ambany atsinanana!
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Sady manamora ny fanenjehana ny facebooker @ ilay cybercriminalité! huhuhu
ka ny enjehina amin’ny fb amin’ny alalan’ilay cybercriminalité ets ets anie ireo izay manazimbazimba ny fitondrana ihany e! raha misy mandeha tsaho any hoe maty hono ny mpanohitra ranona dia tsy voakitika mihitsy! impiry moa izay i deba no nisy nanely tsaho tao amin’ny fb fa maty fa angaha nihetsika ny cybercriminalité, fa vao hoe nilaza ilayz alahy hoe tafakatra 40 ny matin’ny pesta, dia marainan’iny dia efa lasa eny ambany atsinanana!
Ary maninona oa no tsy mba misy contact hoan’ny aty @cote e?
Ka zay ndrindra no ilana anio page fb mba ahafanareo manontany mivantana 🙂 https://m.facebook.com/InfosPNM/
hitolotena ho voahotra ve?
aty aminareo tsy misy atahorana hanonzongozona ny fitondrana izany dia tsy mila an’izany
Ny danz hoe mbola afaka mitango 500ar zalah any anaty FB kkkk
Hay ve mahay mampiasa ordinateur ny polisy e!
ie, za koa vo saika hiteny, oe fangah mahay mampiasa an’zany fb izany ireo atsimo-pianarana ireo ?
iza no hitolo-tena hanao friend request?
S’abonner à la page dia ampy angamba 🙂