Oui oui, 6 millions qui s’inventent tous les prétextes possibles et imaginables pour ne pas passer à la vaccination.
Et qui le regrettent bien quand ils atterrissent en réa
C’est fou d’être kanosa à ce point quand même. On m’offre 90% de chance de ne pas terminer en réa.. ou au cimetière. Bah je la saisis quoi.
Bref.
Reo tsy mety hanao vaccin reo
tokony manao taratasy milaza fa raha tratrany covid izy dia ny frais rehetra hitsabona azy reo dia zareo ihany no miantoka azy fa tsy ny sécurité sociale sy ny mutuel.
eto gougouland misy orinasa lehibe izay nampilaza ny mpiasa ao aminy fa izay tsy nanao vakisiny dia tsy iantohana raha marary, sady tsy mahazo manao teletravail
Purée, j’ai cru lire « 6 millions de co*nards » 😛
aussi oui
6 millions de couards ny any fa ny aty efa ho dizaines de millions de couards, miampy dizaine de millions tsy manana accès @vaksiny na te hanao aza
ka tsy misy seringue lol.. véridique en plus
Oh ! Nivadika casse-croûte kou nga ny seringue niaraka t@ vaksiny !
Efa miainga any koa izany ny riso riso seringue. Avy eo indray dia tsy misy aiguille seringue etc..
mametraha kely ram’s dia ataotsika milay be ny vaksiny any ram’s
tena gaga mihitsy aho nahare an’io satria efa herinandro maro izay no tonga ny vakisiny fa tsy mbola manomboka foana, hay tsy misy fanindronanana hono e!
misy zavatra kely tsy ampy foana
Ka efa hoe minambary aza misy latsaka kou nareo kou !
chez nous c’est carrément l’assiette qui tombe par terre oui
Satria vé mamimbahoka tsy tonga nitsena ny cargaison tany Ivato dé very ny cartons-na seringues ?