Tabraka dans Jirama : “les discussions sont en cours”: ““distributions de petites mallettes”. Avec l’inflation, les malettes sont dépassées, on raisonne maintenant en “gony”” 10/07/2025 à 21:07
Nifin'Akoho dans Ambohimalaza : singa mahery vaika: “K : Potassium Na : Sodium Ba : Barium Ca : Calcium Fe : Fer SMV : Sipa Ma… V…” 10/07/2025 à 20:51
Rafangy dans Ambohimalaza : singa mahery vaika: “Mamerina ny eritreritro aho: nahoana moa no nasain’ilay tompopety nitondra namana izay tsy fantany akory ireo nasainy? Na ny jo…” 10/07/2025 à 20:17
Hary dans Ok super, et après ?: “On verra un métis qui va étrangement ressembler à ces 2 là dans quelques années.” 10/07/2025 à 20:13
Nifin'Akoho dans Sainte Marie : un Conseil des Ministres: “Inona zany le tanjona ? Sa izay misy fitokanana no isafidianana lay toerana ? Sa tsy ampy fialam-boly ? Fandaniam-bola…” 10/07/2025 à 18:46
Nifin'Akoho dans Jirama : “les discussions sont en cours”: “Tsisy tsy vitan’ny fifampiresahana hono e. Fa raha ny resaka tsy mbola nampandroso teto.” 10/07/2025 à 18:34
Indrisy… Zao zany sisa ny Malagasy? Ny anay Saint Valentin 14 Février tena sans argent
Tsy tokony isan’andro ve ny St Valentin e ? zavatra noforonon’ny vazaha io , commercial fotsiny io re a
lol ah c’est la Saint Valentin aujourd’hui ? Efa @ zavatra hafa mihintsy zao ny (pré)occupations 🙂
Za aloha dia tsy any mihintsy koa ny lohako e 🙂 ,sady tsy izany mihintsy no andeha andaniako vola
Raha ny tokony ho izy anie aky ry Malala dia izahay lehilahy no mandany vola amin’ny Saint Valentin e 😉
Ny anay mivady efa nifanarahana mihintsy ka