elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Indrisy… Zao zany sisa ny Malagasy? Ny anay Saint Valentin 14 Février tena sans argent
Tsy tokony isan’andro ve ny St Valentin e ? zavatra noforonon’ny vazaha io , commercial fotsiny io re a
lol ah c’est la Saint Valentin aujourd’hui ? Efa @ zavatra hafa mihintsy zao ny (pré)occupations 🙂
Za aloha dia tsy any mihintsy koa ny lohako e 🙂 ,sady tsy izany mihintsy no andeha andaniako vola
Raha ny tokony ho izy anie aky ry Malala dia izahay lehilahy no mandany vola amin’ny Saint Valentin e 😉
Ny anay mivady efa nifanarahana mihintsy ka