Comment ça enclavés ? Oui, loin de toute route.
Selon la Banque Mondiale, le réseau routier malgache fait donc partie des moins développés au monde.
Tiens, on en est même plus étonné.
En fait vu qu’on est dans les top 5 des pays les plus pauvres au monde, il est normal que l’on soit dernier dans quasiment tous les secteurs n’est-ce pas ?
Même les Comores nous ont donné de l’argent. Oui oui donnés, même pas prêtés.
Et quand je vois ces troupeaux de crétins vociferer leur “merci Prezida, alefa 2023“, je crois que vous êtes définitivement fichus.
Barrez-vous lol..
il ne faut pasa ller loin, la cité des 67 ha, avec sa centaine de mille d’habitants est déjà enclavéé alors pour les localités en dehors d’antananarivo……, ce n’est pas pour rien que les oranges ont pris l’avion pour aller à ambatondrazaka la semaine dernière alors qu’ils crient que la rn44 est dejà bitumée
Ka ilay politika fanamboarandalana napetraki’ny mpamatsy vola hataon’ireo orinasa tsy manana afatsy angady sy sobika ary teknisiana hofaina CV io mihintsy angeha tsy maha ratsy lalana, taloha travaux public sady manana fitaovana manana olona dia vita lalana, izao famantsiambola mipoapaka fa lalana 2 taona dia simba.
2 taona ? C’est optimiste ça.
Ça me rappelle la RN5, à peine “réhabilitée”, hop les montagnes russes réapparaissent dès les premières gouttes de pluie lol
idem pour les rue d’antananarivo! on fait un tam tam pas possible lors du lancement des travaux de tip top et à peine quelques mois, même sans pluie, hop, les trous réapparaissent
Ka tsy aleo ve atao hoatran’ny any Ethiopie ?
Ny any dia Orinasa Sinoa no manamboatra lalana, tetezana, lalamby .Ary vitan’ ny zareo ara-dalana sy ara potoana .
Formeny zareo ny teknisiana ethiopianina ho anao ny “Maintenance” satria zava dehibe io Maintenance io .
Ny Madagasikara angamba dia tsy manaiky ny mpitondra mpanjakana raha hoatra ka tsy amena marché ny namany entrepreneur Oranjy.
ka fihinanambe io resaka tsenampanjakana io: talohan’ny 2002 dia efa vonona tao ny famatsiana ny hanaovana tatezana vaovao eo Fatihita(rn7) ary Colas no efa voafidy hanao azy, saingy tendankanina loatra ingahy Tsaranazy Jean Emile ministry ny asa vaventy dia tsy nanaiky ny hanao ny asa ny colas, dia rehefa tonga Ra8 dia asa na tsy nangataka na tsy afaka nangataka na nionona tamin’ny azony ingahy Lahiniriko fa dia io vita soa amantsara io ilay tatezana, ka izany no mahatonga ny sasany amin’izao tena milelaka ny vodin’ny mpitondra mihitsy fa rehefa akama no mahazo ilay tsena dia amina miliara no tombony
izany maintenance izany dia zavatra tsy tian’ny malagasy mihitsy fa hatramin’ny taona 1975 dia tena tsy nahita izany intsony aho raha vao fananampanjakana na lalana io na trano na fiara na fitaovana hafa, tasaroako fony tonga teto ny fiarabe IFA fa tsy nasiandry lerony fikarakaran mihitsy dia nalaza hoe tena mafy be fa heritaona tsy misy fikitihana na dia hoe manolo menaka aza, no 10t no fetra zakany fa taingenana 13t mandeha tsara, tapitra ny heritaona nanomboka maty tsirairay ireo fiara
avoir de belles choses, encore un énième gadget réservé aux pays riches..
Sinon ça devient rapidement de la confiture donnée aux cochons.
ah bah tiens donc https://lexpress.mg/18/05/2022/eclairage-des-lampes-vandalisees-sur-la-rocade/
Dia tena sarotra dia sarotra ihany no ampandrosoana ny firenena raha hoatra ka tsy ao mihintsy ny kolontsaina manaja zavatra . Ilay toe tsaina mihintsy no tena mila hovaina amin’ny olona sasany . Io anefa any amin’ny fianarana fototra no tonga dia efa mila ampianarina an ‘izany hoe hajao ny lalana, hajao ny fomba fampiasaina fitaovana, hajao ny fikarakarana ny vokatra,…
Hélas comme j’ai coutume de dire, les chiens ne feront jamais des chats.
fony androndra8 dia nasain’ny mpamatsy vola izy hitady famatsiambola avy ato anatiny hikojakojana ny lalana, dia nantsangana ny FER, dia tonga ny fanonganampanjakana, dia ritra tao daholo ny volan’ny FER rehetra, 13 taona aty aorianambola tsy tafaverina dia hanakonana izay dia novain’izao fitondrana izao ny anaran’ny FER