@Rainintsara, lacry iray no mirefotra dia mipatitaka ireo hoy ny vovoan’ny foza sy ny lalimanga atsy ambadika atsy,dia nanampy ny zanaky manandafy hoe inona no gidraka vitan’ny Tim eo fa ravalo aza tsy voasakany ny nisamborana anazy tetsy faravohitra
Rehefa tonga ny fifidianana dia mifidy Tim aho fa aza manantena ana raha vao resaka gidraka fa ny tena mbola kely anaka
@babakaty, hadinonao sahady anagah ny tamin’ny taona 2002, raha ny kolonely Ravelomanana Claude no lehiben’ny faripiadidian’ny zp? angaha tsy mba nihazakazaka nanavotra aina koa izy tamin’ireny? marina fa nanatsaina sy naranitra kokoa ingahy kolonely noho ny jeneraly ao Ankadilalana amin’izao, ary tsy ohatry ny tamin’izany fotoana koa ny olona eto fa tsy vao izao anie no miatrika heripamoretana ny mponina eto e!
@babakaty, marina indrindra! Fa ny olana koa raha misy foza ohattrandr’Isandra ho tonga hanankorontana. Ny fandio iray siny hono tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka ary mahery tsy maody tsy ela velona
@Rainintsara, isandra anie eny ampita e! angaha iny sahy miverina aty intsony, fa ilay namany iray, miaramila afaka tao amin’ny tafika frantsay iny(sady hoe andriana avy any Ambatomanga hoe!) angaha no mety hanakorotana eo raha sahy koa izy!
Magass
7 années il y a
Interdiction cache d’autres manoeuvres en haut lieu, nous avons une armée qui ne sert qu’à réprimer et non à protéger sinon c’est quoi cette volte face d’un haut gradé ? n’est-il pas dans leur attribution que de prévoir et agir en conséquence ? Saauf que la réaction de ces bandes de branquignols, nous savons que ce sera arrestation et tirs à balles réelles et en réponse ils nous diront encore qu’ils nous ont prévenus Voilà où nous en sommes.
@Isabelle,
Le Tim n’ annule pas.
Il sera dans l’ obligation de le faire / nuance !!! pour ne pas porter la responsabilité d’ un massacre éventuel dont les écervelés en face sont capables…prémédité et l’ on dirait que c’ est encore RA8 ..
Les pros Tim et le Malagasy ne lui en voudront pas , ils comprendront. Ce pouvoir est nul archi- nul …la honte de la planète…dommage car il y avait Tence Mena au programme …Mon cher cousin est fan de RA8 et de Tence Mena ….
Je conseille le Tim d’utiliser le Coliseum d’Antsonjombe. Peut être là bas, le risque est moindre
Lahatra
7 années il y a
Raha mahatsapa ny mpitandro filaminana fa mety hisy korontana,
ary mahafantatra araka ny voalazan’ni Babakaty fa matahotra gidraka ny Tim,
maninona raha ireo mikasa ny hanakorontana ka fantatr’ireo mpitandro filaminana ireo no tonga dia samborina fa tsy ny olona mpijery fety sy ny fety no sakanana.
Hafahafa ihany an !
Natao hiaro ny vahoaka (ireo te hifety @ asabotsy) anie ny mpitandro filaminana fa tsy natao hampiafy ny vahoaka mba te hiaina aradalàna e !
Voatery handefitra manana ny rariny indray ve izany ny vahoaka satria hoe hisy hanakoronatana ? Tsy hoe tadiavo iza ireo hanakorontana ireo dia sambory fa avela ny olona hifalysy hisonanika ?
Les Zanak Dada doivent venir très tôt le samedi, avant les forces du désordre( cette fois ci). Sinon ils seront barrés à l’ entrée, après le gidraka commencerait et les mpanararaotra interviendrait. C’est mieux de reporter à mon avis
sotasota
7 années il y a
Ra8, il en pense quoi? Il va trouver sûrement d’autres occupations en province ou dans une église.
elman dans Ampitatafika : ça monte !: “après réflexion, il aurait fait un excellent dentiste ve ?” 16/02/2025 à 20:25
The Man dans Ampitatafika : ça monte !: “Et dire qu’un inculte, stressé à jamais, une fois à la présidence de la SADC, a fièrement dit : »Entre nous,…” 16/02/2025 à 15:03
elman dans Ampitatafika : ça monte !: “Excellent ! On pourrait même faire un deuxième réservoir .. à Andravoahangy ?” 16/02/2025 à 12:27
Coco dans Ampitatafika : ça monte !: “où sont les dams et autres réservoirs pour stocker toute cette flotteBah, à Besarety. Je sors.” 16/02/2025 à 08:14
Nifin'Akoho dans Ampitatafika : ça monte !: “Io efa ohatran’izao foana ny fiakaran’ny rano eny. Misy renirano mifanakaiky eo, efa misy vanne ihany koa afaka manidy sy…” 16/02/2025 à 07:35
Razo dans Ampitatafika : ça monte !: “Un bac-3 reste un bac-3. On a beau expliquer de long en large quand le niveau est trop bas, ça…” 15/02/2025 à 23:20
za ihany dans Je veux pas dire mais …: “parce que vous imaginez que le Vatican a vu d’un bon œil la proximité de feu Gaëtan et le laitier…” 15/02/2025 à 14:41
cupidon dans Le grenier de l’océan indien vraiment ?: “Vous appuyez là où ça fait mal… En attendant que « Rajoelina » et sa cour se réveillent de leur rêve éveillé.” 15/02/2025 à 10:00
elman dans Ooh, une de mes profs …: “Il était davantage occupé à faire mi-pipi pataloha ses adversaires ve ?” 14/02/2025 à 21:20
zafimbaza dans Ooh, une de mes profs …: “C’est amusant de vous lire évoquer vos anciens profs . DJ ne peut pas faire autant : il n’a pas…” 14/02/2025 à 20:54
Nifin'Akoho dans Taxe sur la Valeur Ajoutée: “Taona voalohany amin’ny hay hary ve tsy ahay an’izany fa izy ty moa tsy fantatra intsony ny vendrana na ilay…” 14/02/2025 à 19:41
Rafangy dans Le grenier de l’océan indien vraiment ?: “tsy voalavo sy ramanavy ihany fa fozaorana koa! mahagaga tokoa fa ireny vary mora ireny anie ka tsy maharitra indray…” 14/02/2025 à 17:01
Rafangy dans Ooh, une de mes profs …: “tiens, j’ai connu un Dartiguepeyrou qui était à Assistance +, un proche du prof peut etre” 14/02/2025 à 17:00
Alefa dada ah!
j’irai voir Stéphanie 🙂
@mclient, c’est donc la présence de Stephanie qui fait hérisser les rares cheveux du général prefet! hihihihi!
@Rafangy, pas seulement les cheveux qui se dressent 🙂
@mclient, je doute qu’il y a autre chose qui peut se dresser pour ce général sans viagra! ne dit on pas tel maitre , tel valet? hihihihihi!
Samy mafôka ozy ilay bandy iray tatsy amin’ilay taloha.
@Rainintsara, lacry iray no mirefotra dia mipatitaka ireo hoy ny vovoan’ny foza sy ny lalimanga atsy ambadika atsy,dia nanampy ny zanaky manandafy hoe inona no gidraka vitan’ny Tim eo fa ravalo aza tsy voasakany ny nisamborana anazy tetsy faravohitra
Rehefa tonga ny fifidianana dia mifidy Tim aho fa aza manantena ana raha vao resaka gidraka fa ny tena mbola kely anaka
@babakaty, hadinonao sahady anagah ny tamin’ny taona 2002, raha ny kolonely Ravelomanana Claude no lehiben’ny faripiadidian’ny zp? angaha tsy mba nihazakazaka nanavotra aina koa izy tamin’ireny? marina fa nanatsaina sy naranitra kokoa ingahy kolonely noho ny jeneraly ao Ankadilalana amin’izao, ary tsy ohatry ny tamin’izany fotoana koa ny olona eto fa tsy vao izao anie no miatrika heripamoretana ny mponina eto e!
@babakaty, marina indrindra! Fa ny olana koa raha misy foza ohattrandr’Isandra ho tonga hanankorontana. Ny fandio iray siny hono tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka ary mahery tsy maody tsy ela velona
@Rainintsara, isandra anie eny ampita e! angaha iny sahy miverina aty intsony, fa ilay namany iray, miaramila afaka tao amin’ny tafika frantsay iny(sady hoe andriana avy any Ambatomanga hoe!) angaha no mety hanakorotana eo raha sahy koa izy!
Interdiction cache d’autres manoeuvres en haut lieu, nous avons une armée qui ne sert qu’à réprimer et non à protéger sinon c’est quoi cette volte face d’un haut gradé ? n’est-il pas dans leur attribution que de prévoir et agir en conséquence ? Saauf que la réaction de ces bandes de branquignols, nous savons que ce sera arrestation et tirs à balles réelles et en réponse ils nous diront encore qu’ils nous ont prévenus Voilà où nous en sommes.
@Magass, y a un mot pour ça: dictature.
@mclient, D’accord et ensuite on fait quoi ?
Eka a tsisy miala eo
Apres avoir insiste sur le meeting et si le TIM annule , il perdra toute sa credibilite vis a vis du peuple ..
@Isabelle,
Le Tim n’ annule pas.
Il sera dans l’ obligation de le faire / nuance !!! pour ne pas porter la responsabilité d’ un massacre éventuel dont les écervelés en face sont capables…prémédité et l’ on dirait que c’ est encore RA8 ..
Les pros Tim et le Malagasy ne lui en voudront pas , ils comprendront. Ce pouvoir est nul archi- nul …la honte de la planète…dommage car il y avait Tence Mena au programme …Mon cher cousin est fan de RA8 et de Tence Mena ….
Je conseille le Tim d’utiliser le Coliseum d’Antsonjombe. Peut être là bas, le risque est moindre
Raha mahatsapa ny mpitandro filaminana fa mety hisy korontana,
ary mahafantatra araka ny voalazan’ni Babakaty fa matahotra gidraka ny Tim,
maninona raha ireo mikasa ny hanakorontana ka fantatr’ireo mpitandro filaminana ireo no tonga dia samborina fa tsy ny olona mpijery fety sy ny fety no sakanana.
Hafahafa ihany an !
Natao hiaro ny vahoaka (ireo te hifety @ asabotsy) anie ny mpitandro filaminana fa tsy natao hampiafy ny vahoaka mba te hiaina aradalàna e !
Voatery handefitra manana ny rariny indray ve izany ny vahoaka satria hoe hisy hanakoronatana ? Tsy hoe tadiavo iza ireo hanakorontana ireo dia sambory fa avela ny olona hifalysy hisonanika ?
@Lahatra,
Eux ils ont le flingue, vous vous creusez c’est tout.