lany 1ere dia calé dia tsy misy rivotra intsony, dia tsy misy hisatra intsony izany!
mahagaga ahy ihanyhoe nahoana no tsy asaina entin’ny masina ireo, tsy misy tatezana mila hamafisina izany , fa ny ato antsaiko dia zavatra tsy mandeha intsony ireo(A340, lohmasina, sns, sns) dia io hitadiavana antony tsy hafahana mampiakatra azy aty io, talohan’ny nividianana azy ve tsy efa fantatra hoe ahoana no hatongavan’ireo fa tsy rehefa ao Toamasina vao mahita fika tsy hahtongavany aty Antananarivo
Raza
1 année il y a
Ouais, les transporter, c’est pas encore les installer… et encore moins les mettre au point et les régler…
ohatry ny tiako hohita ireo 105MW ireo hiakatra an’iny mandraka iny
ilay deadline farany nomen’i pm izay angaha moa tsy 2 décembre 2024 (sa 2023 akory aza ?)
… lany 1ere… dia mihemotra ve ? lol
Je n’irai pas là bas pour le moment donc, hihihi

2 ans encore ?