Oooh.. le problème des embouteillages aurait-il donc simplement été déplacé ?
Et aggravé puisque 1 heure pour faire Anosy à Analakely c’est très excessif 😯
Et pareil aussi de 67Ha à Anosy semble-t-il.
C’est compliqué de bricoler quand les infrastructures sont aussi riquiquis hein ?
Aaah les baron de Haussmann et autres de Gaulle, de vrais bâtisseurs qui n’hésitaient pas à tout raser et à construire grand dès le départ.
De larges avenues, de grands boulevards, des autoroutes à 2×3 voies : hafa ihany les grands visionnaires.
Rehefa mivoaka zany ao tanà dia zavatra ray ihany no azo atao ao anatin’ny ray andro loll
andeha handoa jirama za androany.
zay, vita lol
Ianareo kosa eh. Inga Lemera Vazaha aza nilaza omaly fa mandeha tsara ihany koa (Fa izaho fotsiny no lasa saina hoe izy manao ilay solomaso mainty be no nanotaniana dia nanao anakam-po hoe mahita ihany ve izy amin’iny solomaso mainy be iny? Izaho mantsy tara be mihitsy omaly fa tratry ny amboteiazy teny abony bus, vao teo Andrefanambohijanahary dia nikatso loza…)
Mahita ihany izy ka, fa ny zavatra hita no tsy mitovy
Zany mihintsy , lany @ embouteillage ny fotoana
La veille du RV dé efa miala ao atrano ngodé tara.
“Oooh.. le problème des embouteillages aurait-il donc simplement été déplacé ?”
bien sûr, le blocage à andohan’analakely a eté transposé à ambohijatovo et devant la bni, avec comme supplément longuesfiles de voitures jusqu’à soanierana, anosibe, 67! alefa dadabe