Je parie qu’ils vont brandir le passe-partout “fampisavorovoroana saim-bahoaka” comme accusation, un crime digne de la haute trahison du point de vue orange 😛
Dia hoe niaraka nijanona ny fon’izy mianadahy noho ny toe-pahasalamany efa narefo fa tsy nisy ifandraisany amin’ny fisamborana mihitsy. On s’arrête là hoy ilay lohan-javatra olona izay.
hoy henriette omaly namaly azy ireo, entre autres : zone rouge ny lapan’ny sénat, mandika lalàna izay manao barofo miditra ao
et d’après les vidéos qui circulaient, ces trois-là étaient à l’entrée ”sans entrer”
bref … 44 mois minimum sans hésitation comme d’habitude, le monsieur à tsiafahy, la femme à antanimora. depuis tout ce temps que le fanjakana n’attendait que ça
rehefa ny molotra ambany tokoa no misaina dia miteniteny fahatany! teo amabravarana ry zareo, nisy miaramila mpiambina ny lapa aza teo, ary nahagaga ahy fa tsy miaramila vatany fa sous off hoy ny fiteny, adjudant sy srgent chef, ary tsy nisy fihetsika mihitsy hoe nisakana na nanosika andry Baba ireo fa dia ohatran’ny mijoro fotsiny, fiheverako azy dia tsy ry Baba no nahiany fa ireo olontsotra mpanao barofo ohatry ny tamin’ny 2009 ihany
Ny ao am ville ao mihitsy no vahoaka kanosa. Raha ao fotsiny no midina andalambe noho io resaka jiro sy rano io. Vita kabary. Fa inona moa no anakanana ny olona tsy haneho hevitra na misy fangatahana na tsisy fangatahana.
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
Je parie qu’ils vont brandir le passe-partout “fampisavorovoroana saim-bahoaka” comme accusation, un crime digne de la haute trahison du point de vue orange 😛
les accusés ont la cataracte et ne voient les réalisations pharaoniques du gouvernement
atteinte à la sûreté de l’État voyons
apparemment ils ne seraient même pas à Fiadanana
Fa ny azo antoka noentina any amin’ny Fampitahorana sy Famendrofendroana…?
raha tsy efa novonoina tany ambadibadika tany
Dia hoe niaraka nijanona ny fon’izy mianadahy noho ny toe-pahasalamany efa narefo fa tsy nisy ifandraisany amin’ny fisamborana mihitsy. On s’arrête là hoy ilay lohan-javatra olona izay.
je ne veux rien savoir
hoy henriette omaly namaly azy ireo, entre autres : zone rouge ny lapan’ny sénat, mandika lalàna izay manao barofo miditra ao
et d’après les vidéos qui circulaient, ces trois-là étaient à l’entrée ”sans entrer”
bref … 44 mois minimum sans hésitation comme d’habitude, le monsieur à tsiafahy, la femme à antanimora. depuis tout ce temps que le fanjakana n’attendait que ça
rehefa ny molotra ambany tokoa no misaina dia miteniteny fahatany! teo amabravarana ry zareo, nisy miaramila mpiambina ny lapa aza teo, ary nahagaga ahy fa tsy miaramila vatany fa sous off hoy ny fiteny, adjudant sy srgent chef, ary tsy nisy fihetsika mihitsy hoe nisakana na nanosika andry Baba ireo fa dia ohatran’ny mijoro fotsiny, fiheverako azy dia tsy ry Baba no nahiany fa ireo olontsotra mpanao barofo ohatry ny tamin’ny 2009 ihany
complètement tétanisés les mecs, “tsy nisy nety naka anlé taratasy” lol
Ny ao am ville ao mihitsy no vahoaka kanosa. Raha ao fotsiny no midina andalambe noho io resaka jiro sy rano io. Vita kabary. Fa inona moa no anakanana ny olona tsy haneho hevitra na misy fangatahana na tsisy fangatahana.
Tonga dia pipipataloha ve?