.. comtesse en l’occurrence
Et faux titre donc au final.
Ça me rappelle à Madagougou : beaucoup mitomany ho ceci cela … indrisy 🤣
.. comtesse en l’occurrence
Et faux titre donc au final.
Ça me rappelle à Madagougou : beaucoup mitomany ho ceci cela … indrisy 🤣
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
… Maninona ary zah no tsy mahazaka manjakely e,
Fa efa zakan’lerony iny e.
Fa lay mankimanky visy na koa makomakorely e,
Efa nidiran’ny devoly iny e.
Nefa iny ihany lesy no mba tia an’ahy,
Nefa tsy fampiseho ny fianakaviana.
Iny angamba tena mihevitra azy hoe Rihanna,
Sady mi’speakpeak vazaha : Mais naaa.
Tsy mandeha amin’ny laoniny ny Le sy ny La,
Nefa mizesta be.
Isan’andro zao ampianariny lesona lah,
Baby k’es ta fai.
Izy angamba mihevi-tena any Paris,
Madagasikara eto fa mbay tary.
Teny Marais Masay ianao no naka sary,
Dia hoe: Tu vois… (MISIE SAIDA)
.
Iza ireo mpiteny hoe : « Tsy fantatrao nga zah? » Efa mifangaro voraka eto e. Ny toetra no amboary fa ny olona mivoaka ny trano io tsy miasa saina amin’izay na iza enao na iza.
za ihany ty répondrait Alain