Za dia gaga amin’ty razoky ty nitakisina tamin’ny siramamim-bahoaka. Sonia ve ? Nga moa ny sonia tamin’ny fanambadiana nanakana ny olona tsy hanao divorce ?
.
Efa fantatrao zao fa saribao no itakisinana dia hilaza ve enao fa tsy haloto.
.
Aleoko kokoa maka andRalaza ilay nosarihan’ny herim-pamoretana ohatry ny mpangalatra teny amin’ny 13 may raha samy be principe ihany.
Eo ve lery vao mody diso fanantenana eo nefa fantany zao ny olona niarahany. Fantany koa ny tombontsoa nifikirany teo fa izao maimbo ny tanàna dia mba tsy te ho isan’ireo tratra farany? Sa ve hoe mba te handimby azy amin’ilay zéro virgule?
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
quelqu’un comme lui qui se fait avoir…il est quand même fort le mec
les contre-attaques ont déjà fusés depuis ô
oui j’ai vu
Za dia gaga amin’ty razoky ty nitakisina tamin’ny siramamim-bahoaka. Sonia ve ? Nga moa ny sonia tamin’ny fanambadiana nanakana ny olona tsy hanao divorce ?
.
Efa fantatrao zao fa saribao no itakisinana dia hilaza ve enao fa tsy haloto.
.
Aleoko kokoa maka andRalaza ilay nosarihan’ny herim-pamoretana ohatry ny mpangalatra teny amin’ny 13 may raha samy be principe ihany.
Izay anie oa e.
Nefa rehefa fifidianana dia zero virgule foana