mety izay mihitys no tsy mahamaika ny hampaikarana azy aty Antananarivo fa avy dia tratra eo ny fika masiso, ohatran’ilay lohamasina ihany e: lafo lavitra ilay efa niasa sy tsy mety akory noho ny vaovao avy dia miasa, dia mbola nisy koa ny turbine tao Andekaleka, vita sinoa bonokany no novidiandry lerony dia tsy ampy 1taona akory dia vita matavy, nefa ny vidiny mihoatra lavitra noho ny vaovao vita avy any Soisa
Za Ihany dans Iran : la répression fait 2500 morts: “Ne pas oublier le rugbyman de Manjakaray enlevé à la terrasse du colbert en janvier 2002 en fin d’après midi,…” 15/01/2026 à 21:44
Rakotovelo dans Coopération française : c’est vrai ça ?: “Tout à fait d’accord ! Ceux qui n’avaient pas vécu la période “soviétique” de Madagascar croient que cela irait mieux…” 15/01/2026 à 20:17
Tabraka dans Iran : la répression fait 2500 morts: “Dj a tué une dizaine, il part. La dame africaine 80, elle reste. Mollah 2500, ils vont rester. Léçon?” 15/01/2026 à 10:35
Rafangy dans L’elman en campagne électorale: ““Écoles, crèches, sécurité, infrastructures, culture, santé, loisirs, je vous tire mon chapeau bas monsieur le maire. Vous avez fait exactement…” 15/01/2026 à 09:10
Raza dans Iran : la répression fait 2500 morts: “Et le vindicatif de mar al ago, il est un peu du style : « commence à te battre, j’arrive » sale…” 15/01/2026 à 06:26
Raza dans Iran : la répression fait 2500 morts: “L’outrancier là, il a aussi fait tuer 100 personnes au Venezuela pour son opération spéciale. Quelle tristesse de voir la…” 15/01/2026 à 04:20
tsytiafoza dans Coopération française : c’est vrai ça ?: “Je ne sais pas si l’information est avérée ou pas. Dans tous les cas, il est fort probable que ces…” 14/01/2026 à 14:24
Ô ry namana, na ny spectacle eto antanana anie ka mitondra faisana amin’ny fahatapahan-jiro e.
je crois que ces moteurs sont à Tomasina depuis 2022, et je ne pense que maintenant, les oranges ont trouvé la solution pour les amener à Antananarivo
Be tetika fa kely lalana hoy ny fiteny, toy ilay nitelina coco ka mahatoky ny lava-body
ô purée, mais c’est exactement ça en plus lol
Ity resaka moteurs 105 MW ity ve tsy mitovy @ ilay resaka Airbus A340 ihany e…(corruption : asa firy millions de dollars indray no niodina any @ compte offshore any)..: https://www.lemonde.fr/afrique/article/2019/10/30/ces-couteux-airbus-qui-ont-plombe-air-madagascar_6017451_3212.html
mety izay mihitys no tsy mahamaika ny hampaikarana azy aty Antananarivo fa avy dia tratra eo ny fika masiso, ohatran’ilay lohamasina ihany e: lafo lavitra ilay efa niasa sy tsy mety akory noho ny vaovao avy dia miasa, dia mbola nisy koa ny turbine tao Andekaleka, vita sinoa bonokany no novidiandry lerony dia tsy ampy 1taona akory dia vita matavy, nefa ny vidiny mihoatra lavitra noho ny vaovao vita avy any Soisa