Samy miavo-tena daholo na ny CENI na ny HCC izany. Tsy fantatra izay haloaky ny ampitso. Ilay ramatoa ao amin’ny sauvegarde iry sisa milingilingy amin’ny Legion d’honneur eo ambony ranomaimbo mangeniheny.
Rafangy
6 mois il y a
ampefiloha devant le complexe scolaire, izao sisa ilay malagasy, efa nampanatenaina 300 000ar amlin’ilay karatra volomboasary dia izao indrya homena vary sy nouilles, dia ny hafa tsy tapahana jiro ny atoandro, fa manomboka amin’ny alakamisy io dia hiverina , vao maika aza hiharatsy noho ny teo
Tena fetsy ry zareo eh: Eto izao dia ianao no diso fa tany Banky Nand.. Indrindra no naka ilay vola dia tsy nanahazo anefa raha nandeha tany amin’ilay banky iray hafia indray ianao dia lazainy fa raha tsy Olona Adala izy koa hametraka vola any …
Même dans les quartiers où je passe, c’est la queue devant les maisons avec affiche orange.
Les madinika pensent que c’est un bon patriarche, car il pense à eux. Si seulement ils étaient éduqués…
C’est rageant et triste.
Ny tohiny ny ampitso no tena nampalahelo sy nampiomehy :
Annulé au dernier moment ilay izy ka tsy nisy fizarana fa hoe hisy akitsapaka @ faradoboka @ alahady any @ “Kosleum” hoy zareo tezitra natao interview
Mbola tsy fay ny koveta sy carte nozaraina foana, sa izay ilay hatao izay ahabado tanteraka ny vahoaka.
elman dans 2653 jours que je vis en France: “Tiens vous avez posté quasiment le même commentaire il y a 2 ans dans cette chronique https://actutana.com/ca-coute-cher-detre-pauvre/ … une chronique…” 02/07/2025 à 21:57
elman dans Si on parle de TVA …: “l’informel a encore de beaux jours devant lui.” 02/07/2025 à 20:59
Raza dans Si on parle de TVA …: “L’état est censé rembourser la balance de TVA quand elle est en faveur de la société. L’état le fait très…” 02/07/2025 à 20:22
Nifin'Akoho dans Dès fois vos commentaires là hein: “Aleo ho fatin’ny sitrapony e. Mila olona masimbava ity firenena ity.” 02/07/2025 à 17:22
elman dans Raprezy a, ahoana ito ?: “Mais Rajoelina n’est pas un roi Mmmh dès fois on se demande si …” 02/07/2025 à 17:20
Nifin'Akoho dans Indrisy, bye bye Canal Olympia ?: “Ritz, Rex, Roxy zany ve tsy fiangonana ? Passion du christ no hita any ngamba.” 02/07/2025 à 17:19
Tabraka dans Si on parle de TVA …: “Mme la ministre qui est magistrat de formation n’a aucune notion en finance. A l’école, on apprend que l’entreprise collecte…” 02/07/2025 à 17:17
Tabraka dans Raprezy a, ahoana ito ?: “Il se prend pour le roi du Maroc, où le petit prince apprend déjà à diriger. Mais Rajoelina n’est pas…” 02/07/2025 à 17:12
babakaty dans Si on parle de TVA …: “Ny anay pret consommation tamin’ny Février teo no nivoaka ,nanomboka 15 Mars no nandoa zanabola nifanarahana , mensualité.Avril,Mai tsy nisy…” 02/07/2025 à 16:39
babakaty dans Dès fois vos commentaires là hein: “Sady tsy maintsy ma’dalo Antsirabe,toerana nalaza mampisy loza an’habakaba.nahafaty mpitondra ambony tamin’ny andron’ny Deba…” 02/07/2025 à 16:32
Fampielezankevitra ankolaka ity marina. Mba aiza ilay CNIRD?
angaha misy an’izany e? izy milaza fa tsy naheno sy tsy nahita izanynitenyhoe “izaho irery no kandidampanjakana, isika no tompon’ny tanana!”
Samy miavo-tena daholo na ny CENI na ny HCC izany. Tsy fantatra izay haloaky ny ampitso. Ilay ramatoa ao amin’ny sauvegarde iry sisa milingilingy amin’ny Legion d’honneur eo ambony ranomaimbo mangeniheny.
ampefiloha devant le complexe scolaire, izao sisa ilay malagasy, efa nampanatenaina 300 000ar amlin’ilay karatra volomboasary dia izao indrya homena vary sy nouilles, dia ny hafa tsy tapahana jiro ny atoandro, fa manomboka amin’ny alakamisy io dia hiverina , vao maika aza hiharatsy noho ny teo
aiza ilay 300 000 ar séri a
soa fa efa azon’i lery ilay zavatra izao vao hoe andao amin’izay haka ilay vola!
Tena fetsy ry zareo eh: Eto izao dia ianao no diso fa tany Banky Nand.. Indrindra no naka ilay vola dia tsy nanahazo anefa raha nandeha tany amin’ilay banky iray hafia indray ianao dia lazainy fa raha tsy Olona Adala izy koa hametraka vola any …
Super ! Le Prezida te regarde pendant le n’golo n’golo 😛
c’est plus “any zay Andry eee” mais plutôt “io Andry eee” lol
Devant l’ENS à Ampefiloha ?
Même dans les quartiers où je passe, c’est la queue devant les maisons avec affiche orange.
Les madinika pensent que c’est un bon patriarche, car il pense à eux. Si seulement ils étaient éduqués…
C’est rageant et triste.
otrany mbola ho elabe izy zany ram’s ?
Tena mbola ho ela be mihitsy! Indrisy!
Ny tohiny ny ampitso no tena nampalahelo sy nampiomehy :
Annulé au dernier moment ilay izy ka tsy nisy fizarana fa hoe hisy akitsapaka @ faradoboka @ alahady any @ “Kosleum” hoy zareo tezitra natao interview
Mbola tsy fay ny koveta sy carte nozaraina foana, sa izay ilay hatao izay ahabado tanteraka ny vahoaka.
vendra poor un jour …