Samy miavo-tena daholo na ny CENI na ny HCC izany. Tsy fantatra izay haloaky ny ampitso. Ilay ramatoa ao amin’ny sauvegarde iry sisa milingilingy amin’ny Legion d’honneur eo ambony ranomaimbo mangeniheny.
Rafangy
1 année il y a
ampefiloha devant le complexe scolaire, izao sisa ilay malagasy, efa nampanatenaina 300 000ar amlin’ilay karatra volomboasary dia izao indrya homena vary sy nouilles, dia ny hafa tsy tapahana jiro ny atoandro, fa manomboka amin’ny alakamisy io dia hiverina , vao maika aza hiharatsy noho ny teo
Tena fetsy ry zareo eh: Eto izao dia ianao no diso fa tany Banky Nand.. Indrindra no naka ilay vola dia tsy nanahazo anefa raha nandeha tany amin’ilay banky iray hafia indray ianao dia lazainy fa raha tsy Olona Adala izy koa hametraka vola any …
Même dans les quartiers où je passe, c’est la queue devant les maisons avec affiche orange.
Les madinika pensent que c’est un bon patriarche, car il pense à eux. Si seulement ils étaient éduqués…
C’est rageant et triste.
Ny tohiny ny ampitso no tena nampalahelo sy nampiomehy :
Annulé au dernier moment ilay izy ka tsy nisy fizarana fa hoe hisy akitsapaka @ faradoboka @ alahady any @ “Kosleum” hoy zareo tezitra natao interview
Mbola tsy fay ny koveta sy carte nozaraina foana, sa izay ilay hatao izay ahabado tanteraka ny vahoaka.
Afist dans NF C18-510: “Felicitations Elman ! Des conseils qui valent de l’or.” 08/07/2026 à 12:03
elman dans NF C18-510: “Si un “mécanicien” n’est pas capable de savoir pourquoi une voiture ne démarre pas en moins de 15 minutes autant…” 08/07/2026 à 09:44
Rafangy dans NF C18-510: “n’oubliez pas de nous tenir au courant, le plaisir de partager” 08/07/2026 à 09:39
Rafangy dans NF C18-510: “le fil qui alimentait le demarreur pendait et a touché le moteur, ce qui a crée un petit court circuit,…” 08/07/2026 à 09:38
Numerobis dans NF C18-510: “C’est très bizarre et inhabituel qu’un moteur s’emballe avec un problème détecté par le calculateur, et encore davantage si c’est…” 07/07/2026 à 10:41
elman dans NF C18-510: “Prochaines étapes : l’habilitation B2VL .. et une petite formation accélérée au detailing auto 🙂” 07/07/2026 à 01:04
elman dans NF C18-510: “Un moteur qui s’emballe j’aurai plutôt de suite pensé … au turbo 🙂” 07/07/2026 à 01:01
Rafangy dans NF C18-510: “sur une golf, le moteur s’est emballé , on a appelle un mecanicien qui a appellé un type avec la…” 06/07/2026 à 09:23
Rafangy dans NF C18-510: “felicitations Grand! j’en ai connu des gars qui ont voulu passer ces 500h mais n’ont pas réussi pour diverses raisons,…” 06/07/2026 à 08:59
elman dans NF C18-510: “Le code du Travail s’appuie même dessus donc ça a quasiment force de Loi” 05/07/2026 à 14:25
Raza dans NF C18-510: “Et ce qui est formidable (mais contraignant), c’est que ces normes, pour ne pas rester simplement des textes, sont vérifiées…” 05/07/2026 à 06:15
Vazaha Be dans NF C18-510: “Félicitations ! Très courageux !” 04/07/2026 à 22:33
Coco dans NF C18-510: “Bye bye donc toutes ces histoires de web et tout vos tralala d’IA là Bravo et c’est tout à votre…” 04/07/2026 à 16:44
Numerobis dans NF C18-510: “Félicitations, belle reconversion. Je pense que j’avais, en quelque sorte, plus ou moins raison quand j’ai dit une fois que…” 04/07/2026 à 12:39
elman dans C’est tout à fait légitime de vouloir s’émanciper: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/07/20260617_2141465.jpg 1 an et 4 ans oui Mon dieu quelle horreur la couleur de ce t-shirt” 04/07/2026 à 10:36
Fampielezankevitra ankolaka ity marina. Mba aiza ilay CNIRD?
angaha misy an’izany e? izy milaza fa tsy naheno sy tsy nahita izanynitenyhoe “izaho irery no kandidampanjakana, isika no tompon’ny tanana!”
Samy miavo-tena daholo na ny CENI na ny HCC izany. Tsy fantatra izay haloaky ny ampitso. Ilay ramatoa ao amin’ny sauvegarde iry sisa milingilingy amin’ny Legion d’honneur eo ambony ranomaimbo mangeniheny.
ampefiloha devant le complexe scolaire, izao sisa ilay malagasy, efa nampanatenaina 300 000ar amlin’ilay karatra volomboasary dia izao indrya homena vary sy nouilles, dia ny hafa tsy tapahana jiro ny atoandro, fa manomboka amin’ny alakamisy io dia hiverina , vao maika aza hiharatsy noho ny teo
aiza ilay 300 000 ar séri a
soa fa efa azon’i lery ilay zavatra izao vao hoe andao amin’izay haka ilay vola!
Tena fetsy ry zareo eh: Eto izao dia ianao no diso fa tany Banky Nand.. Indrindra no naka ilay vola dia tsy nanahazo anefa raha nandeha tany amin’ilay banky iray hafia indray ianao dia lazainy fa raha tsy Olona Adala izy koa hametraka vola any …
Super ! Le Prezida te regarde pendant le n’golo n’golo 😛
c’est plus “any zay Andry eee” mais plutôt “io Andry eee” lol
Devant l’ENS à Ampefiloha ?
Même dans les quartiers où je passe, c’est la queue devant les maisons avec affiche orange.
Les madinika pensent que c’est un bon patriarche, car il pense à eux. Si seulement ils étaient éduqués…
C’est rageant et triste.
otrany mbola ho elabe izy zany ram’s ?
Tena mbola ho ela be mihitsy! Indrisy!
Ny tohiny ny ampitso no tena nampalahelo sy nampiomehy :
Annulé au dernier moment ilay izy ka tsy nisy fizarana fa hoe hisy akitsapaka @ faradoboka @ alahady any @ “Kosleum” hoy zareo tezitra natao interview
Mbola tsy fay ny koveta sy carte nozaraina foana, sa izay ilay hatao izay ahabado tanteraka ny vahoaka.
vendra poor un jour …