Municipales 2024 : allons droit au but

Loading

DĂ©pĂȘche Madagascar > Élections

Sa ahoana ? 🙂

Le sondage est terminé

Et le 11 décembre le winner sera .... ?
1444 votes

… et inutile de venir me murmurer Ă  l’oreille qu’il manque des noms, je fais ce que je veux sur mon blog 🤣

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour ĂȘtre rapidement notifiĂ© des “urgences” dans l’actualitĂ© 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
14 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Rafangy
Rafangy
6 mois il y a

Babakaty a deja prevu que Harilala sera la candidate de nouzalon,elle va compomettre serieusement son avenir Gascar et dadafara sont des troubles fete envoyĂ©s par le regime pour semer la pagaille au sein des antinouzalon; ce qui va m’interesser maintenant, c »est comment nouzalon va faire pour faire gagner sa pds car les mic macs de dadabe ainsi que ceux des legislatives ne marcheront plus

Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
6 mois il y a

Tojo no ho lany eo. Na tsy mahasosotra ary i Tahiana. Na dia mahafinaritra ary i Mada Vision, ny safidy politikany tsy ahafahany mivelatra, mitovy am ry Rabary sy ry Kongona fo ihany io. I Gasikara ndray, tsy dia hitako loatra ny anaovana maire nefa enao efa dĂ©putĂ©. Fomba fijery fotsiny io. Zay lany dia lany. Asa be ny fitantanana an’Antananarivo.

Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
RĂ©pondre Ă   elman
6 mois il y a

Mbola tsy nifidy akory aho fa nanoratra. Aveo nanandrana nifidy dia gaga fa io nolazaiko eo ambony io no valiny tendance-nao rams. Mety tsy hiova io. Ratahiana zao no nofidiako teo dia io nivoaka io ny résultat. Saingy za tsy mifidy ao Tana ville dia ato am actutana no nifidy. Misaotra e.

babakaty
babakaty
RĂ©pondre Ă   elman
6 mois il y a

Lol,et ce depuis Tananews…

RMC
RMC
RĂ©pondre Ă   elman
6 mois il y a

ka ho kongona fou kosa ary ve ? ka tsy tonga dia byer presto apollo ? ny ahy izao ratahiana no ohatry ny mba tiako

Kotozefa
Kotozefa
6 mois il y a

Tena miala tsiny aloha fa tsy mi-passe kosa le hoe Tojo e! Rainy teo, reniny teo, izy koa ho eo, tsy noho ny fananany vina mipetrapetraka na fahaiza-manao voasedra, fa aleo tsorina fa noho ny fitondrany ny anaran’ny rainy. Tsy lasa raharaham-pianakaviana ve izy ity, amin’ny saina tsy miangatra? Pfff…

babakaty
babakaty
RĂ©pondre Ă   Kotozefa
6 mois il y a

Ka ilay izy anie tsy hoe dia hanavotra an’Antananarivo no tanjona,efa ireny nambaran’i Elman ireny ny antony hoe tsy ho possible intsony fa efa saturĂ© Ilay tanana ,fa famelahana tehamaina mandrivorivo izao fitondrana sady tsy alehany no mbola miseho milay .Mila hanaovana vote sanction fa diso lalana

Kotozefa
Kotozefa
RĂ©pondre Ă   elman
6 mois il y a

« arrrme de guerrre »

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.