Tsy vitan’ny hoe tsy mila vazaha, tsy mila HCC, tsy mila CENIE etc. fotsiny. Fa mila propositions koa.
Ahoana no hananganana CES, GENIIES, etc? dia iza avy no olona (oui, olona) ho mpikambana amin’izany? Dia ho olona azo antoka koa ve sa hanondrana koa.
Ka ilay olana aty antanàna efa lasa bado ny vahoka. Mora fitahana artista sy koveta 5 dia roboka.
Raha hanao programme be mila misaina be dia avelan’ny olona eo.
Izay ilay zavatra tena mampalahelo ange
Misy olona maro nahita fianarana aza dia milaza hoe aza manakorontana fa aleo handeha ny fifidianana. Inty angamba ny fotoana farany hanavotana an’i Madagasikara fa dilan’izay dia Haiti ary vita matavy
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Tsy vitan’ny hoe tsy mila vazaha, tsy mila HCC, tsy mila CENIE etc. fotsiny. Fa mila propositions koa.
Ahoana no hananganana CES, GENIIES, etc? dia iza avy no olona (oui, olona) ho mpikambana amin’izany? Dia ho olona azo antoka koa ve sa hanondrana koa.
Ka ilay olana aty antanàna efa lasa bado ny vahoka. Mora fitahana artista sy koveta 5 dia roboka.
Raha hanao programme be mila misaina be dia avelan’ny olona eo.
Izay ilay zavatra tena mampalahelo ange
Misy olona maro nahita fianarana aza dia milaza hoe aza manakorontana fa aleo handeha ny fifidianana. Inty angamba ny fotoana farany hanavotana an’i Madagasikara fa dilan’izay dia Haiti ary vita matavy
Misy koa olona nahita fianarana …miteny hoe tsy ilaina ny fianarana. Nifoaka saforel lotra ngamba.