Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Vive La France zany o!
Raha mba La France moa maninona fa La Françafrique ireo ! Zanak’amboalambo amboalambo ihany !
Dia lasa vazaha daholo izany ny gasy
tsy milay be ve zany ? Sécurité sociale et allocations familiales, smic à 6 500 000 ar, sécurité, jiro, rano, autoroutes ? 🙂
Vazah tapany comme les Mahorais ?
9700€ pib/hab, na fefany dia ampy e !
fa vazaha koa angaha io candidat iray io? Raha vazaha izy, izay izany no mahatonga azy tsy hiaraka amin’y Collectif des candidats