elman dans Madagascar a les 3 bouts et les 4 rois: “Non, en fait le tarot se rapproche énormément de la belote. La seule différence c’est que les atouts sont explicitement…” 03/07/2026 à 09:46
Rafangy dans C’est tout à fait légitime de vouloir s’émanciper: “hélas, beaucoup de jeunes n’ont la passion(monstre) pour la reconstruction de Madagascar, comme le dit angady, travailler tous les jours…” 03/07/2026 à 08:41
Rafangy dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “il est loin le temps où les forces armées malgaches etaient respectées et craintes(car la plupart de ses cadres ont…” 02/07/2026 à 08:45
Coco dans Madagascar a les 3 bouts et les 4 rois: “Je connais le jeu que de nom. Jamais joué. Est-ce qu’il existe des coups de bluff au Tarot, comme au…” 02/07/2026 à 05:28
MasyLau dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “Mamaly amin’ny tokony ho izy hoy ianao i LaFrantsa ka nilaza fa hamerina ireo Nosy Malagasy ireo amin’ny Malagasy .…” 01/07/2026 à 18:08
Nifin'Akoho dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “Pepetandrafotsy zao mba mahasaropiaro ahy, torak’izay koa izy amin’ny beloha. Fa araka ny lalàna toa ahy ny azy ary ny…” 01/07/2026 à 13:44
Vola dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “La France répond favorablement à la revendication de Madagascar concernant les îles Europa, Bassas da Indra et Juan de Nova…” 01/07/2026 à 12:51
“Tsy maninona io ram’s a. Ianao koa dia mahita kihanina foana.
Fahadisoana kely tsisy dikany io.
Tonga dia fantatra anie fa gasy ireo e.”
Tsia.
Tsy azo hamaivanina toy izany ny sainam-pirenena.
Hisy katolika hanaiky hametraka lakroa mivadika eo amin’ny rindriny ve?
Tsy hanaiky izany velively izy. Satria famantarana masina ny finoany ny lakroa.
… Ka tokony homena ny hasina mifanaraka amin’izany.
Mari-pamantarana ireo mpanohana ny Antikristy ny lakroa mivadika raha ny marina.
Ny sainam-pirenena no mari-pamantarana voalohany ny firenena iray.
Loko telo no manome izany ho an’ny Malagasy:
Fotsy mitsangana. Mena mitsivalana ambonin’ny maintso mitsivalana ihany koa.
Masina ny tanindrazana. Masina ny firenena.
Tsy hanaiky hanimbazimba ny sainam-pireneny ny tena olom-pirenena marina.