Nandalo teny Analakely aho tamin’ny Asabotsy teo dia nahita ilay fanahazan’damba goavana be an’ny kaominina sady misy soratra hoe :” Eto isika no manandratra ny FOFON’izao tontolo izao” Fa dia tena marina tokoa fa fofona tena mantsina be ( fivalan-drano) no manodidina eo …. loza.
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Ady gasy (excellent film)
Aty ny masonizao tontolo zao !
Nandalo teny Analakely aho tamin’ny Asabotsy teo dia nahita ilay fanahazan’damba goavana be an’ny kaominina sady misy soratra hoe :” Eto isika no manandratra ny FOFON’izao tontolo izao” Fa dia tena marina tokoa fa fofona tena mantsina be ( fivalan-drano) no manodidina eo …. loza.
Du rustique en veux-tu? Tiens la rustine…
mety io ram’s a
tsy hitan’iz y tsy nanao azy comme ils disent
croyez vous que les oranges connaissent l’existence des rustines?
Ka io anie samy manana ny fenitrany e! Io izany ny fenitra ho an’dry zalahy.
La génération Fram aux manettes lol
rehefa tsy hanao ny mahay sy ny nianatra dia aleo anaovan’ny donto sy dondrona azy. zareo sady tsy mahay no tsy menatra.