Comment qu’elle lorgne sur mes legumes ardine 🙂
Et la cerise sur le Marocain
[Edit : hélas, pas ouvert le samedi à midi]
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Mazotoa homana oh!
misaotra tompoko ô
i Malala nga tsy ho avy @ sabotsy ? Aotrany misy namanareo ho tonga aan
Ka za tsy any akaikinareo koa ! efa lafo be ny gazole hihihi
Ho anako koa somary lavitra ihany (Tarbes-Paris) làlana adin’ny 8 atr@ 9. Efa lafo marina ny gazoil e..Mazotoa jiaby
Ie mazotoa daholo zay afaka
Bon meeting daholo fa izahay somary lavitra kely ihany (sady misy meeting en parallèle) ! Ho zokin’ny ao aoriana e !
le meeting c’est une fois tous les… mba manao effort e.. en plus on aura des intervenants qui viennent fraîchement de mada, mba hahazoana vaovao
Tena satry andeha fa tena lavitra loatra ny misy anay , dia tena tsy mbola hay koa zay hiafaran’ity crise mondiale ty ! Fa dia ny fo sy ny saina miaraka aminareo zany @ samedi o!