efa saika nisy namono tena koa tao fa tsy nety nahita rano nandifotra 😛
KEVIN
4 années il y a
ny tena marina nisy olona nahita anazy roa lahy hoe nenjehiny olona dia nanenjika azy t@ fiara olona roa ry zareo no nisambotra azy. Ny ray voalohany efa azo fa votsotra tonga dia nilatsaka tao am lac anosy .ny ray ndray ko voahenjika dia nianjera dia latsak ilay antsy tanyaminy dia sy sahy intsony lay mpanenjika dia nikoropaka ilay jiolahy naita ny namany tao anaty rano dia tonga dia nijoboka koa.Nony tonga teny ampovoany ry zareo dia difotra dia niverina dia nandrasany police fotsiny fa tsy nanenjika zany ny police teo.
Rakotomangamijoro
4 années il y a
Ce n’est pas la première fois que ça arrive. Ils sautent dans le lac puis s’enfuient dans les égouts. Ils sortent quelque part dans la capitale après. Malheureusement ou plutôt heureusement, avec la montée des eaux, ils n’ont pas pu s’échapper car il y avait beaucoup trop d’eau.
Tena tsy haiko indray izany Ombrax izany. I Rainivoanjo no fantatro. Leiry mpangalatra gaigilahy sahy mandeha any @ “égout”n ‘Antananarivo dia rehefa arahina dia tsy hita avy fa voalavo no hita. Dia rehefa mahita an’izay ny olona dia lasa nalaza hoe mampiasa ody leiry ka afaka mivadika voalavo. 😀
elman dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “bah aujourd’hui on a un téléphérique qui va d’Analakely a Ambatobe et une autoroute de 8 kilomètres.” 03/03/2026 à 15:12
Hary dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: ““Et qui sera sans doute la dernière, avec toutes ces ogives aux quatre coins du globe. États-Unis, Russie, Chine, Europe,…” 03/03/2026 à 14:54
Numerobis dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Comme les pays de la region sont les plus grands exportateurs de pétrole au monde, le carburant va surement couter…” 02/03/2026 à 21:57
Raza dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “C’est marrant, le CASA du 2eme RPIMA à la Réunion tourne et tourne de nuit depuis hier soir. Cela n’arrive…” 02/03/2026 à 18:47
Numerobis dans Dès fois je ne comprends pas: “Pareil, pour moi trop critiquer la refondation à cette étape risque de donner de la crédibilité à l’autre en télétravail…” 28/02/2026 à 21:07
Raza dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “« Parce qu’a la base ce n’est pas fait pour être un moyen de transport mais pour se faire plaisir, faire monter…” 26/02/2026 à 13:35
Ary nga tsy misy voay intsony ao Anosy?
Izaho koa nahita iny … Dia lasa ny saiko hoe saika hanao “sambo milentika” (ara-bakiteny) ve ry zalahy ireny?
efa saika nisy namono tena koa tao fa tsy nety nahita rano nandifotra 😛
ny tena marina nisy olona nahita anazy roa lahy hoe nenjehiny olona dia nanenjika azy t@ fiara olona roa ry zareo no nisambotra azy. Ny ray voalohany efa azo fa votsotra tonga dia nilatsaka tao am lac anosy .ny ray ndray ko voahenjika dia nianjera dia latsak ilay antsy tanyaminy dia sy sahy intsony lay mpanenjika dia nikoropaka ilay jiolahy naita ny namany tao anaty rano dia tonga dia nijoboka koa.Nony tonga teny ampovoany ry zareo dia difotra dia niverina dia nandrasany police fotsiny fa tsy nanenjika zany ny police teo.
Ce n’est pas la première fois que ça arrive. Ils sautent dans le lac puis s’enfuient dans les égouts. Ils sortent quelque part dans la capitale après. Malheureusement ou plutôt heureusement, avec la montée des eaux, ils n’ont pas pu s’échapper car il y avait beaucoup trop d’eau.
I Ombrax, andeha ho aterina eny Antanimora rehefa avy niseho teo anatrehan’ny fampanaovana sy nahazo didy famonjana vonjy maika, tonga dia nitsambikina tao sy nanaraka dalle. Tamin’ny taona 80 tany ho any io.
Fomba fiteny tamin’ny fotoan’androny ilay hoe ‘Tratra ihany Ombrax’ rehefa voasambotra izy taty aoriana, mitovitovy amin’ila hoe ‘Any izay Andry eh!” ankehitriny.
Tena tsy haiko indray izany Ombrax izany. I Rainivoanjo no fantatro. Leiry mpangalatra gaigilahy sahy mandeha any @ “égout”n ‘Antananarivo dia rehefa arahina dia tsy hita avy fa voalavo no hita. Dia rehefa mahita an’izay ny olona dia lasa nalaza hoe mampiasa ody leiry ka afaka mivadika voalavo. 😀
Nanovan-dry Mahaleo hira mihitsy 🙂