“Manandratra ny nofin’izao tontolo izao”

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Euh… oui, pourquoi pas. Au fait ça veut dire quoi précisément cette expression ?

“Porter haut les rêves du monde entier” ? “C’est ici que nous portons les rêves du monde” me murmure-t-on.

Re euh oui .. Mon “I have a dream” à moi pour le moment serait d’empêcher 1 million de personnes de crever dans le sud.

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
8 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Miserana
Miserana
3 années il y a

Peut être, il faut entendre ‘revy’ au lieu de ‘nofy’. ‘Revy’ comme a Miami, Ibiza, Rome, Phuket, etc…

Banksybeat
Banksybeat
3 années il y a

Izao amin’ny 11 izao vao handeha hiasa i dijaka, nofy antoandro no mety hoasandratra amin’izany an

no name
Répondre à  Banksybeat
3 années il y a

normal be fa izy kosa ve @firy maraina vao matory

CLAUDE
CLAUDE
Répondre à  no name
3 années il y a

Tsy matory mintsy aza ndraindray.

Sa tsy izany rrry Miorrrra ?

babakaty
babakaty
Répondre à  Banksybeat
3 années il y a

Tena tsy mitovy amin’i Ravalo mihitsy ,izy amin’ny fotoana tsy dia misy emboutaillageno mandeha miasa na alohan’ny 7 na amin’ny 9 any ho any ,ity toa fanahy iniana mihitsy ilay miseho vahoaka amin’ity cadillac…Na izany na tsy izany aza tao amin’ny Chsoa izy androany maraina nankalaza ny faha 130 taon’ity hopitaly miaramila ity

Rafangy
Rafangy
Répondre à  babakaty
3 années il y a

ianareo kosa dia miangatra e! mampitovy lakana amanjahatra, ny iray miasa, miasa tsara, miasa mafy, ny iray werawera, werawera foana, werawera hatrany

raossy
3 années il y a

ny fitiavana no lehibe indrindra
la malnutrition est un droit fondamental
aty amintsika ny mason’izao tontolo izao
Manandratra ny nofin’izao tontolo izaoIsika no hampidrana vola an’i Comores
ho vitantsika ao anatin’ny dimy taona izay tsy vitan’ny sasany tao anatin’ny 60 taona
je ne serai pas plus nul que lui
aza mamboly vary intsony fa artemisia no tena hazoana vola
sambo roapolo hitondra vary
i Toamasina ho hataoko ohatran’ny Miami etc…

Et la liste n’est ni finie ni exhaustive. Et le comble c’est qu’une grande partie de la plèbe endémique n’y verra que du feu. Tsy avitra intsony..

Fil info

Vos réflexions