Loza be izany tompoko. Ary tsy voalohany no misy olona madio matin’ny fitsarambahoaka.
Tsy ho hisy mihintsy ny fandrosoana raha toa ka tsy misy ny fandriampahalemana.
Ary tsy io fitsarambahoaka io no hamerina ny fandriampahalemana .
Ekena fa be dia be ny olona manao ratsy fa mila misaina ny Malagasy . Na Alika ve dia atao hoatr’izao? Ary raha mba misy fanjakana any Madagasikara dia tokony mametraka plainte ny ministere public ary tokony hamoaka lalana mafy “peine de mort” na “prison à perpétuité” hoan’ny olona manao fitsarambahoaka.
Satria itsika Malagasy rehetra ange dia mety ho tratran’ io fitsarambahoaka io na dia tsy manao ratsy ary.
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Trangan-javatra vao heoko androany.
Nisy olondratsy nifanenjehana teo antanana, @ io koa nisy zatovo lahy nody avy niasa. Ilay olondratsy indray no nampaneno siffet, natahotra ilay zatovolahy ka niafina; kinanjo izy no hitan’ny fokon’olona. Teo ny lehiben’ny fokotany nilaza fa mponina eo antanàna io fa tsy ilay olondratsy. Tsy nirahraha ny vahoka nanenjika ka dia namono ary maty ilay zatovo lahy.
Izy io anefa efa maty ny rainy ka izy no mamelona ny reniny sy ireo zandriny.
Mety mbola hivoaka faits divers io tranga io angamba
😯
Comment dire..