Balbo dans Roland Garros : jolies finales: “Anaty jiro tapaka mihintsy @ ireo finale rehetra, na @ Tennis Sinner sy Alcarar na ny Foot Espagne vs Portugal” 08/06/2025 à 10:37
elman dans Privatisation de la Jirama…: “euh taloa kosa 100% société d’Etat, donc sous le contrôle du Ministère de l’énergie et de l’eau ? Zao lasa…” 08/06/2025 à 09:50
RMC dans Privatisation de la Jirama…: “ok, ekeko hoe t@ mars 2025 teo. fa inona izany moa no naha-société d’Etat azy hatr@ izay raha ohatra ka…” 08/06/2025 à 08:46
elman dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Que celui qui n’a jamais peché jete la première prière. Beaucoup ont reconnu avoir fait fausse route depuis 2009, ils…” 08/06/2025 à 00:25
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
Mdrr
Mba lelafo Sayda a, oh pardon! Alefaso Sayda Kay moa
oay lelevra a..
Efa Tsiliva indray izao malaza, fa rsy Sayda intsony. Inona no tsy voavidy vo..
12 kilos d’or hono ?
Tena enjana ry zalah. Ny mahagaga dia saika ho any Dubaï dia nijanona tampoka dia hiakatra tele
Tena sahy lery an
lalina zany ramatoa
Ah bon ?
Ka “enjana izy zany rangaha” ho izy ramatoa
hihihihihi! efa nisy kay tato ambany!
henjana izy izany rangahy
Hi hi hi
fa angaha tsy hoe efa nalefany e? sady imbetsaka mihitsy dia izay no nahatonga ny kalaky iny
mino izaho fa efa
nilelakaizy fa fiara raitra be ve no takalony?message creux
alefa sayda a
Hatramin’ny oviana no asiana titre sy daty mihintsy? Fanambarana ampahibemaso an’io…Ohatran’ireny terena sy notambazana Tiguane ireny.
mety nisy nanao montage ny hirany angamba
Ka izy nanao “montage” olona ambony angamba dia mba valiny ho azy ataon”ny olona “montage” koa ny hirany.
sy mety nambanana kalaky koa an!
ce n’est pas le message qui est creux, c’est autre chose
une histoire rigolote ou un jeune coq risque de laisser quelques plumes, quoique moins que sa compagne de basse cour…..
Parler pour ne rien dire ce monsieur là!