Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “S’il y a un homme politique en qui on peut vraiment, mais alors là vraiment faire confiance, c’est bien Siteny.…” 05/08/2026 à 11:47
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “non pas de souci à se faire ka, n y malagasy zavatra kristianina sy silamo mpivavaka beuh daholo mameno fiangonana…” 05/08/2026 à 11:32
Aleo Sipirinter ihany Elman a
hihihihihi! ankizy manala bacc miteny hoe sipirinter nefa eo anoloana eo ilay fiara miaraka amin’ny soratra hoe sprinter!
Nga ankizy iany ?
Misy madamabe jet-setteuse azany miteny hoe “pestacle”…giravy an !
sy ny hoe stranspotin, mangasin ,nefa olona hoe nandia fianarana izany an!
Ka ny gasy mihitsy no mora mifamatotra lela rehefa miteny, izany no mahatonga ny fiteny hoe gabone, gadanà rehefa mandika
ny vidiny mety ho takatra ihany fa ny fikojakojana azy amin’ity lalana aty gasikara io no tsy ho tratra mihitsy!
Ny erin’aratra mampamdeha an’azy koa no tena olana kou: ny delesitazy izao efa mandava taona.
Mora kokoa ny manisa ny fotoana misy jiro
Vous remarquerez la voiture devant le bus.. en train de recharger 🙂