@mangableu, mandohalika foana ary ehefa misakafo ! izany anie no nahatonga ny volanjaza hoe “indemnités de genoux” e! hihihihihi!
Vohitsara
8 années il y a
Tanora ankehitrio no tompon’ny taona 2000 ho ilay raikalahy taloha izay. Be dia be ny tanora tamin’izany no lasa chef de dahalo, mpisôma, tsy an’asa, dadan’ny 4’ami amin’izao androntsika izao. Indrisy. Raha tsy misy fiovana manara-penitra sy hentitra ho an’ireo tanora / ankizy amin’izao fotoana dia mbola ho toy izao isika afaka 20 taona, na mbola ho ratsy kokoa aza.
Ilay sary moa mba ataovy ilay sarin’ankizy malagasy mba mahafatifaty ireny fa tsy itony paka lelo itony e! Manjary io ny imagen’ny zaza gasy kanefa ny zanatsika tsy tahakan’ireo ô?
Philibert Tsiranana le pere de l’independance avec sa politique du ventre (politika ny kibo) ,et sa politique sociale democrate (asa fa tsy kabary) est le seul (à ce jour) à avoir donné à manger en suffisance à son peuple ,c’est aussi le seul President Malgache à etre accusé devant un tribunal special pour etre finalement relaxé (sans cour de justice en ce temps à ce jour ) . Madagascar est-il un pays maudit apres 1972 ? OUI ou NON ? Et pourquoi ?
Rakotovelo dans Le Colonel sourit de moins en moins: “Le vrai visage ou l’usure du pouvoir ou une défaillance passagère ? Qu’importe ! C’est dans la durée que l’on…” 12/04/2026 à 10:02
Hary dans Any zay ilay Geniies eee: “Peut être parce que les gens au pouvoir ont 2 priorités : comment s’enrichir vite légalement et comment se faire…” 11/04/2026 à 13:24
Hary dans Vatobe Andohatapenaka: “On dirait que les pouvoirs publics font cela exprès . Ils le savent ,mais ils ne construisent pas d’évacuation d’eau…” 11/04/2026 à 12:52
Rakotovelo dans Voilaaa, une bonne petite manif comme on les aime: “Les dirigeants actuels savent-ils quel type de « refondation » on leur a demandé de mettre en place lors des manifestations en…” 11/04/2026 à 11:24
Coco dans Vatobe Andohatapenaka: “C’est comme pour Besarety. Tant qu’il n’y a pas de travaux pour des gros tuyaux d’évacuation, avec sa topogaphie en…” 11/04/2026 à 09:50
Hary dans Remise en fonction du courant à Antsirabe: “Le risque d’exposition se trouve uniquement lors de l’extraction du charbon . Ce risque est maitrisé car aucune habitation ne…” 10/04/2026 à 13:01
Numerobis dans Non, sérieux ve l’ty ?: “Il est fort possible qu’au moins la moitié de la population à Mada possède au moins un de ces bidons.…” 10/04/2026 à 12:04
jurassic park dans Remise en fonction du courant à Antsirabe: “oui d’accord mais les cancers du poumon et autres malformations pour les générations futures?c’est après moi le déluge visiblement?bon bah…” 10/04/2026 à 01:28
Miserana dans On se rappellera de qui dans 1000 ans ?: “Efa nandalo Ali Zemera. Vous avez oublié les Mailhol, Tic Tac Doe et compagnie ? Ou les Koto, BigMj ou…” 09/04/2026 à 15:41
Isika tanora tsy maintsy mitsangana raha te hisakafo ka!
@mangableu, mandohalika foana ary ehefa misakafo ! izany anie no nahatonga ny volanjaza hoe “indemnités de genoux” e! hihihihihi!
Tanora ankehitrio no tompon’ny taona 2000 ho ilay raikalahy taloha izay. Be dia be ny tanora tamin’izany no lasa chef de dahalo, mpisôma, tsy an’asa, dadan’ny 4’ami amin’izao androntsika izao. Indrisy. Raha tsy misy fiovana manara-penitra sy hentitra ho an’ireo tanora / ankizy amin’izao fotoana dia mbola ho toy izao isika afaka 20 taona, na mbola ho ratsy kokoa aza.
Ahatsiarovako ny 2eme republique de Amiraly ity hira ity. Zahay mpianatry ny EPP, manao défilé isaky ny 26 juin, na journée des écoles. nisy izany SEREMA, MAREMA, sns
– arema vonona hampandroso firenena
– arema mitolona hahazo fandresena
– mamokatra mamokatra mamokatra hatrany
– baiko nomen’ny filoha Ratsiraka izany
tao koa ny :
– Ao anaty boky mena
– misy sori-dalana
– dia ny lalam-pandresena
– sy ny fahafahana
– andao ampio Dedé Ratsiraka mba
– hanatanteraka ilay
– teny mamy hoe
– Madagasikara hatrami ‘zay
– mijoro fa tsy mandohalika
Un deux, un deux, ….
Tena saika lasa Corée du nord raha tsy teo Zafy
Misaotra betsaka oh!
Ilay sary moa mba ataovy ilay sarin’ankizy malagasy mba mahafatifaty ireny fa tsy itony paka lelo itony e! Manjary io ny imagen’ny zaza gasy kanefa ny zanatsika tsy tahakan’ireo ô?
@Ianona, à 80% si 🙂
@elman, Ireo ve tsy zanaky Menabe na atsimo andrefana?
@Ianona, mahafatifaty kosa ireo na dia mpaka lelo aza hoy ianao. Toy izao ny zaza aty @ faritra.
@Ianona, Toa izao mihintsy ny ankamaroan’ny zaza malagasy amin’izao fotoana izao. Miaina ao anatin’ny loto sy ny fahantrana tanteraka ny vahoaka.