Alefa, on profite d’un rayon de soleil pour aller se sustanter sur le pouce à la pause déjeuner.
Fiainana tsotra, milamina sy mirindra, tsy maka lagy, on profite de ce que la vie nous donne, comme cette belle entrecôte frites 🙂
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Maozotoa omana nareo mivady ! otrany matsiro ery izy zany an ! :-)… tsy sakafo maraina kosa ngamba zany an hihihi
merci. sakafo atoandro omaly ka 🙂
ireo ve ny sakafo maraina dia rehefa rahampitso indray vao mihinana! hihihihihi!
Iza no mahalala koa , nijery ny date aho dia noheveriko fa anikeo maraina hihihi
rarak’ivy aho mahita an’ireo! mazotoa e! androany izany chez le marocain?
non tokony omaly jeudi ny marocain fa mba te hiova i ardine dia nikarenjy tany dia nahita an’io.
fiainana tsotra mirindra sy milamina! vous n’avez pas à craindre les mpangaropaosy sur cette terrasse, ni voir des 4’mis vous harcelant!
J’ai pas (trop) de mpagaropaosy, j’ai pas de 4’mis, j’ai pas une nuée de mpivarotra ambulants, c’est effectivement tsotra, milamina et mirindra.
Maozotoa omana nareo mivady ! otrany matsiro ery izy zany an ! :-)… tsy sakafo maraina kosa ngamba zany an hihihi
merci. sakafo atoandro omaly ka 🙂
ireo ve ny sakafo maraina dia rehefa rahampitso indray vao mihinana! hihihihihi!
Iza no mahalala koa , nijery ny date aho dia noheveriko fa anikeo maraina hihihi
rarak’ivy aho mahita an’ireo! mazotoa e! androany izany chez le marocain?
non tokony omaly jeudi ny marocain fa mba te hiova i ardine dia nikarenjy tany dia nahita an’io.
fiainana tsotra mirindra sy milamina!
vous n’avez pas à craindre les mpangaropaosy sur cette terrasse, ni voir des 4’mis vous harcelant!