A défaut de se faire aimer, on convoque

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
84 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
mangableu
7 années il y a

Ah, dommage, il pleut! 🙂

ramatoa
ramatoa
Répondre à  mangableu
7 années il y a

avivy raorana ô (aviavia raha-orana ô)
hihihi

mangableu
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

Dia hisy hamaly ianao hoe:  » Tsy olana io fa tso-drano e! » hahaha! 🙂

Raingoro
Raingoro
Répondre à  mangableu
7 années il y a

Non, Foza-orana hoa, biby mitorina

rafangy
rafangy
Répondre à  mangableu
7 années il y a

tsy hisy sahy hanao an’izany satria tsy nahimpon’ny olona ny hakeo, mety no antony hodian’ny olona aza io!
indray fankalazana ny faha 26 jiona teto dia noterena ny mpiantry ny lisea hameno ny eny Imahamasina ka izay mpianatra tsy tonga dia nahazo sazy tamin’ny provizera!
lanonana tokony ho vitan’ilay beranomaso iny izany , mba tsy hilazana hoe ny talemparitra dia efa mahasahana dia ny filoh ve no hitarika?

Raleva
Raleva
Répondre à  rafangy
7 années il y a

te hilaza hoe ajao mahatarika olona, fa R8 tsy mahatarika any Fort-Dauphin.

carole
carole
7 années il y a

le comble c’est que cela coûte très cher aux contribuables, tous les fonctionnaires de la Région vont fermer la boutique et se regrouper à Fort-Dauphin (donc du carburant, de l’hébergement et du per diem). Notre travail sur terrain a une fois coïncidé avec sa venue à Ambanja: aucun hôtel disponible car occupé par les courtisans, réunion annulée à Antsiranana (eh oui!) car les responsables sont tous convoqués à la fiesta

ramatoa
ramatoa
7 années il y a

hahaha, quelle honte!!
Tena efa lany henatra le olona ka, de note de sevice mihintsy ve ?

rafangy
rafangy
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

nanatrika ny fotoampivavahan’ny fjkm teny Imahamasina aho ny faha21 janoary teo dia hitako ny nahatongavan’ingahy filohampirenena, hitako koa ny fiaingany tao fa dia nahaloky ny hehy ny nahita azy nanatona ny olona tsy nisy nihoby azy akory anefa fa dia izy no nanolotra tanana fa zara raha nisy nandray!

zagasy
zagasy
7 années il y a

Ny tontolo’ny fitiavan’ny lalimanga tena hoatranzany mihitsy an vao avy nijery doc momba ny fiarahamonin’ny lalimanga mitsy za teo fa dia ctrl c ctrl v an ! 🙂

Lahatra
Lahatra
7 années il y a

Ianareo kosa dia tena manalabaraka fikambanana mihintsy an !
Diffamation no fiantsoany an’izao.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Lahatra
7 années il y a

fikambanan’ny inona izany moa le afa-baraka ?

big
big
7 années il y a

Dans une République normale comme la France, on imagine mal Emmanuel Macron faire convoquer, par le biais des autorités administratives locales, les fonctionnaires d’une commune pour arrêter leur travail et… »pour leur permettre d’assister à cette cérémonie »…Pathétique.

Raleva
Raleva
Répondre à  big
7 années il y a

euh, son mentor sarko arrive à faire pareil. les ouvriers convoqués ne doivent pas dépasser la taille du président.

françois
françois
Répondre à  Raleva
7 années il y a

comparez ce qui est comparable… les ouvriers dont vous parlez appartenaient à une boîte privé.

françois
françois
Répondre à  françois
7 années il y a

« privéE »

Raleva
Raleva
Répondre à  françois
7 années il y a

je trouve que c’est pire. mais en tout cas, il le copie.

babakaty
babakaty
7 années il y a

Tany Mananara Avaratra aza mbola ratsy noho izao ,noterena handoa 2000 ar sy vary 3 kpaoaka isan-tokatrano ny olona ho fandraisana ny filoha sy ny mpiaradia aminy ,aloa any amin’ny fokontany fa raha tsy izany tsy mahazo manao zavatra any amin’ny biraom-panjakana intsony

rafangy
rafangy
Répondre à  babakaty
7 années il y a

hadinonao angaha ny fitsindihan’i nandra tany Ambanja ka noterena hiantoka izany ny orinasa tany! dia tany Farafangana koa , noterena handoa vola ny orinasa mba ho fandraisana an’i jeneraly ny tafika an’habakabaka tsy misy fiaramanidina, izay pm tamin’izany fotoana fa tsy nisy nety nandoa ny tao dia nofoanana ilay fitsidihana!

Raleva
Raleva
Répondre à  rafangy
7 années il y a

kay, na dia pm mpanankarena (vola fantatra ny niaviany) aza dia mbola manao toy izany ?

rafangy
rafangy
Répondre à  Raleva
7 années il y a

io anie tsy fantatra intsony hoe iza no mibaiko an’iza e! tany Taolagnaro ity izao dia nisy nibaiko ve ingahy prefe sa nahimpony? tahaka ny hoe nahimpondramatoa prefe ao Vakinakaratra ve ny mampiambina ny tiko3A sa nisy baiko? dia iza no manome ny baiko:ministra?pm? prezidansa? sa ny filoha mihitsy?

Raleva
Raleva
Répondre à  rafangy
7 années il y a

tsy tazafy ?

ramatoa
ramatoa
Répondre à  babakaty
7 années il y a

mampalahelo koa ny toe-tsaina tahaka izany, dia mahantra be ilay toe-tsaina ka

Raleva
Raleva
Répondre à  babakaty
7 années il y a

hendry tokoa ny vahoaka raha izany.

Zainjafy
7 années il y a

Les directeurs des écoles ne sont pas mentionnés? Selon la coutume, les élèves y assisteront. Et quels sont les artistes qui vont animer le show?

mangableu
Répondre à  Zainjafy
7 années il y a

Les écoles sont fermées! Les élèves seront présents! Pour l’artiste ce sera Nico Kininiky.

rafangy
rafangy
Répondre à  mangableu
7 années il y a

mise en place des piquets de scurité sur la route d’Ivato vers 6:30, donc le decollage effectif du president à Ivato sera vers 10h et arrivée à Ampamakiambato à 11:15 et devant la mairie à 11:30! mais je crois que les eleves ont été déjà sur place depuis 8h

mangableu
Répondre à  rafangy
7 années il y a

Ah mince, je viens de poster des photos de son arrivée (10h30)mais attente de validation d’Elman. Les élèves sont directement à la grande place de la Commune.

rafangy
rafangy
Répondre à  mangableu
7 années il y a

arrivée à 10:30, donc decollage d’ivato à 9h,depart d’iavoloha à 8h! aujourd’hui, il est pressé le president

Raleva
Raleva
Répondre à  rafangy
7 années il y a

j’ai été du coté de by pass vers 7.30, et j’ai entendu la sirène très sonore du cortège. V. a peut être fait la sienne et l’autre a perdu son sommeil pour se réveiller si tôt.

rafangy
rafangy
Répondre à  Raleva
7 années il y a

alors que le camion de la sécurité présidentielle était encore eu niveau de l’akoor à 6:30!
le monsieur n’a pas eu son somnifère pour partir de si bon matin!

ramatoa
ramatoa
Répondre à  mangableu
7 années il y a

ndriii, le pauvres
Fa tadidiko hoe nisy izany foana tokoa teo @ fitondran-dRatsiraka
Ma mère a été victime de ça dia nahazo affectation disciplinaire ho any mananjary t@ nitondran-dRatsiraka taorian’ny Zafy dia tsy tadidiko hoe inaona moa ilay convocation niantsoana t@ zany fa izy mpampianantry ny lycée iray teto Tanà.
Fa ny nampalahelo dia nadraiky narary ilay reninay noho io antony io ary tsy afaka niasa intsony (déprimée), ary na ny taratasy ary moa tsy reglo mihintsy fa dia voarirarira satria izahay mba nagataka tato aoriana (r’efa mba efa feno taona) ny mba hikarakarana ilay taratasy satria ny tena teo aloha tsy afa-nanoatra fa mbola kely

rafangy
rafangy
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

tany amin’ny faritra dia nalaza sy tena nisy izany fa teto Iarivo koa ve dia nisy an’izany? ny tena tsaroako izao dia nisy mpampiantra matematika tao amin’ ny lysea Ambovombe sa Amboasary, nanao delege ny mfm tamin’ny fifidianana faha 12 martsa 1989 dia ny ampitson’iny, andro alatsinainy izany, dia nahazo famindratoerana tany Manja! nandeha soa amantsara ramose fa ny mpianatra tao Ambovombe no nijaly satria tsy nisy mpampianatra matematika intsony!

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rafangy
7 années il y a

tena nisy ka, prof n’ny lycée mihintsy ny reniko no nahazo izany

rafangy
rafangy
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

ary nisy tsara vintana ihany ireo arema ireo tamin’ireny raharaha 2002 ireny raha izany

rafangy
rafangy
Répondre à  rafangy
7 années il y a

satria ry Tantely dia nobabena fotsiny teny amin’ny valamparihy, Ange dia tsy nisy nikitika, jeneraly Rasolofondraibe milamina tsara! dia mahagaga fa tsy mba misy maka lesona amin’izany ny hvm nefa i mampiesona tsy mafy saina ohatran’i deba akory

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rafangy
7 années il y a

ka bestaka ny gasy tsy mamaly faty izany. ötranay izao dia nionona, niezaka nikarakara izay vita ihany tato aorina fa tsy vitanay intsony ilay izy satria plus ianao mivezivezy plus ny fotoana miha mandroso plus ilay tranga miha ilaozan’ny fotoana dia hoe efa tena tara ty dossier ity, boff

rafangy
rafangy
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

izay aloha dia anisany toetra tsaran’ny gasy e!

rafangy
rafangy
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

iza ny ministry ny fampianarana tamin’izany satria tsy maintys ho ny ministra mihitsy no nanapaka izany rah ateto Antananarivo rehefa nahitsokin’ny provizera! ary lysea tao afovoatanana izany nampianaran’ny neninao izany

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rafangy
7 années il y a

tsy tadidiko fa za koa mbola tena bado be t@ zany fa niezaka ihany nanatona tao @ minesteran’ ny fampianrana t@ tato aoriana fa tena tsy tafavoaka satria le dossier nila nisy nojerena tany fianarantsoa sns
ary dia fivezivezena be mihintsy, nisy mba tsara sitrapo ihany ireo mpiasan’ny ministère fa dia tsy tafavoaka mihintsy ilay dossier e! satria nisy fotoana tsy niditra hôpital iz satria olona tsy afa-nikarakara tena nefa koa zahay mbola tsy nahalala izay lohany sy vodiny ny @ zay tokony hatao raha tsy efa taty aoriana be
fa bon, tsy vita moa izany le izy
efa fitaraiana be ôtran’ny inona no natao teny nanisana (tsy tadidiko fa resaka santé izay no naleha foana teny) ohatrany hoe mba hivoaka ery fa e e e

rafangy
rafangy
7 années il y a

il y a quelques semaines, la police a convoqué à Anosy tous les commerçants qui ont vendu des produits tiko, alors, les convocations à la police/gendarmerie vont venir avec comme motif : ne pas avoir honoré le president!

no name
no name
Répondre à  rafangy
7 années il y a

hier les produits tiko ont été retirés des magasin shoprite. bientôt, ils vont aussi arrêter ceux qui en consomment

Mavo
Mavo
Répondre à  no name
7 années il y a

Pas étonnant si on est le 3ème pays le plus pauvre au monde. On tue nous même nos industries, et donc l’emploi et les producteurs de matière première.

De cette façon, il ne pourra émmerger qu’une seule chose: ça sent pas bon mais les lalimanga aiment ça. Que suis-je?

Raleva
Raleva
Répondre à  Mavo
7 années il y a

entin-driaka ?

rafangy
rafangy
Répondre à  Raleva
7 années il y a

mihevotrevotra?

carole
carole
Répondre à  no name
7 années il y a

ils vont aussi arrêter les vaches qui produisent le lait à ce rythme

ramatoa
ramatoa
Répondre à  carole
7 années il y a

hahaha,
fa mety ho tofiriny ohatran’ny t@ crise ireny ohatra

Debile profond
Debile profond
Répondre à  rafangy
7 années il y a

Dans le même registre, Corsair ne serait pas une compagnie aérienne de Marc Ravalomanana ? 😛

mangableu
Répondre à  Debile profond
7 années il y a

Si c’est le cas, les affaires vont se corser! 🙂

mangableu
Répondre à  rafangy
7 années il y a

Désolé mais pour pouvoir emmerger, il faut travailler. Et un jour chomé non programmé c’est déjà un jour de perdu et de retard à rattraper.

Debile profond
Debile profond
Répondre à  mangableu
7 années il y a

l’équipe de gugus au pouvoir  » immerge » le pays car elle n’a pas compris ce que voulait dire le mot « émerger » …

rafangy
rafangy
Répondre à  mangableu
7 années il y a

mais lui et son régime n’ont jamais travaillé depuis le 25 janvier 2014, alors un ou des jours chômés, cela ne changera rien pour eux!

Raleva
Raleva
Répondre à  rafangy
7 années il y a

donc, émergence = tay entin-driaka.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rafangy
7 années il y a

atavoy sérieux kosa e!
nga entana halatra ilay izy ?

rafangy
rafangy
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

hier, un actunaute a posté ici qu’il a assisté, ébahi à l’enlèvement des produits tiko des rayons de shoprite

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rafangy
7 années il y a

iny hitako ka
fa le hoe convoqué ty koa no mahazendana

Mavo
Mavo
7 années il y a

Nous avons les dirigeants que nous méritons…

Pendant ce temps, le voleur gagne prix du leadership, prix de la qualité, homme politique de l’année, mais nous n’en voulobs pas.

On préfère émmerger.

mangableu
7 années il y a

Ben, puisqu’il vient juste de passer en bas de chez moi, 10h30, ca vous direz une petite photo?
comment image

comment image

kof
kof
Répondre à  mangableu
7 années il y a

Merci pour les photos. Les gens de Fort-Dauphin s’en foutent visiblement. Il ne sera pas l’attraction du jour.

françois
françois
Répondre à  kof
7 années il y a

pour un peu de nourriture distribuée d’une valeur de quelques centaines d’euros, quel est le coût de ce déplacement ? 100 000, 200 000 euros ?

kof
kof
Répondre à  françois
7 années il y a

Après ils vont vous dire qu’ils se sont trompés de deux ou trois 0.

Raleva
Raleva
Répondre à  kof
7 années il y a

quelle foule immense.
ils ont réquisitionné la voiture de mangableu ?

rafangy
rafangy
Répondre à  Raleva
7 années il y a

mangableu est malin:il a planqué sa moto de peur que le prefet la requisitionne aussi pour ouvrir la route!

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Raleva
7 années il y a

mahazo olona be kosa e! manjavona ilay fakan-tsarin’ny mangableu na misy filtre ,
hihihi
je plaisante

mangableu
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

Pour le plaisir des yeux.

comment image

Pour rappel, la foule s’est donnée rendez-vous direct sur la grande place de la commune. Désolé, pas pu avoir de photos car il pleuvait trop.

Raleva
Raleva
Répondre à  mangableu
7 années il y a

foule de gamins, obligés.

mangableu
Répondre à  Raleva
7 années il y a

je n’oublirai jamais ce que l’ancien ministre de la com, le défunt Félix Malazarivo m’avait dit et appris quand j’ai commencé à faire de la photo et vidéo:  » Ne jamais montrer une foule d’enfants lors d’un rassemblement politique car ce n’est pas bon signe étant donné qu’ils ne peuvent pas encore voter ». Pour me dire indirectement  » Tsy nahazo olona matoa maro ankizy ».

ramatoa
ramatoa
Répondre à  mangableu
7 années il y a

merci pour le plaisir des yeux, hihihi

mangableu
Répondre à  Raleva
7 années il y a

Non, je n’ai pas assez d’argent pour faire le plein de ce V8. Je crois que c’est une voiture d’un ministre si je ne me trompe pas

ramatoa
ramatoa
Répondre à  mangableu
7 années il y a

merci pour les photos

lakaro
lakaro
7 années il y a

Angah moa administratera sivily i ramose ty!? Kolonely kosa e! Tsy niala miaramila zany izy. De aza atao an’itony ny fanaovana azy fa mangalabaraka. Tsy vita téléphone ve ity ry ramose a! Sa zatra manome baiko!?

Raleva
Raleva
Répondre à  lakaro
7 années il y a

les militaires essaient de se civiliser.

Raleva
Raleva
Répondre à  Raleva
7 années il y a

be ny miaramila lasa administrateur civilo-militaires. dihan’i prefet koa.

Lakaro
Lakaro
Répondre à  Raleva
7 années il y a

Tsy mety civil..izé. Miaramila miaramila fona. Baiko ambogadiny no fantany

kof
kof
7 années il y a

Pfff! Je n’ai pas de mots pour ce genre de pratique. Des fonctionnaires, payés par les contribuables pour servir la population, se font réquisitionner pour servir de public au président. Et ça espère faire émerger le pays dans 12 ans. Même pas en rêve!

dadazaka
dadazaka
7 années il y a

Marina tsy ho resin’i TEZEVE ty, tsy hihoatra ny 1000lahy!!!

ramatoa
ramatoa
Répondre à  dadazaka
7 années il y a

ka ny fialatsiny mety hoe ka avy ny orana dia tsy tonga ny olona fa ny olona momba anay ka!

géra
géra
7 années il y a

J’ai connu mieux en Algérie dans une petite ville du sud
la police entrait dans les magasins et chassait les gens à coups de bâton pour qu’ils aillent dans la rue acclamer l’huile de passage

Raleva
Raleva
Répondre à  géra
7 années il y a

chut, il ne faut pas leur donner de telles idées. ce sont des copieurs/colleurs hors normes.

rafangy
rafangy
Répondre à  géra
7 années il y a

oh! il ne faut pas clamer cela sur les toits! comme le dit Raleva, il ne faut pas leur donner des idées même s’ils n’ont pas de cerveau

Ianona
7 années il y a

sûr zao fa nisy fiche de présence izany tao, dia sanctionné izay tsy tonga.

rafangy
rafangy
Répondre à  Ianona
7 années il y a

matetika dia samy avy ao amin’ilay faritra ihany ny lehibe sy ny mpiasa eo ambany fifehezany dia raha manao vinany be dia miala any ny hoe n’ialahy ny aller!

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Ianona
7 années il y a

tsy hita moa fa araka ny fomban-drazana izay tsy hita izay naharasty azy ve?

Izy
Izy
7 années il y a

Ratsiraka a utilisé la même méthode à son époque. Ça lui a lui a bien réussi non ?

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.