Vu les acrobaties en tout genre que Air Madagascar nous pond depuis quelques années maintenant, c’est même assez étonnant que ce genre de chose ne se soit pas encore produit jusqu’ici non ?
Matoa kosa aloha mbola tsy nisy trangan-javatra toy io i Air Mad amin’ireo fitaovana izay efa fantantsika fa tena antitra dia tena antitra tokoa dia azo lazaina ihany oe tena “compétents” ny ekipa ao e!
Efa hatrizay no malaza mahay ny piloty gasy,vao tamin’ny faran’ny taona no nisy nitantara ny fomba fiditr’iny Airbus ny airmad tao CDG,fa nitoraka sali ny vazaha nitaingina,mahay isika
Mbola misy mitahy 🙂
rien n’est infranchissable pour un airbus AMG tout terrain … 🙂
En l’occurrence il s’agit d’un Boeing 737… 🙂 Mais qui avait de bons freins…
mais pas d’ABS ni d’ESP ! 😀
Les pilotes d’Air Mad sont bons, ce sont les gestionnaires qui la rendent Malady. Et puis, Dieu a pitié des imbéc*.
Aiza kosa no irina ho toy izao ny fanana kely zay antsika e, ny mba irina de ny handrosony sy tsy hisian’ny loza e. Aoka tsy haniry loza e.
Iza moa no maniry loza. Fa rehefa tsy ao ilay compétences dia tsy maintsy ho avy ny loza
Matoa kosa aloha mbola tsy nisy trangan-javatra toy io i Air Mad amin’ireo fitaovana izay efa fantantsika fa tena antitra dia tena antitra tokoa dia azo lazaina ihany oe tena “compétents” ny ekipa ao e!
Tsy ny personnel no incompétents fa ny dirigeants. Raha tsy izany efa maty efa ela io orinasa io.
Efa hatrizay no malaza mahay ny piloty gasy,vao tamin’ny faran’ny taona no nisy nitantara ny fomba fiditr’iny Airbus ny airmad tao CDG,fa nitoraka sali ny vazaha nitaingina,mahay isika
Ny politika sy ny tsy fahaizamitantana no mahatonga ny R Mad ho osa fa tsy ny teknisianina miasa ao velively
Mety ho lasa vilàny any Ambatolampy io raha rôpilana an’i hery maty…
Impressionnant! Même les scénaristes Hollywood n’y pensaient pas!