tamin’ny nisian’ny lohona(repoblika voalohany sy fahatelo) dia olokendry sy najaina daholo ny atao hoe loholona, fa amin’ity repoblika fahatelo ity dia fatritran’olona, manohatra noho ny mpanasa lamba mpiady antsena ireny ny loholona, ary voalohany amin’izany ny filohany, na eny ambany tanana, Andavamamba, Anatihazo, Antohomadinika, Tsaramasay rehetra iny aza tsy manao fisaianana ohatr’ireo loholona amin’izao sy ny filohany
tany Burkina Faso, rehefa avy nampamono an’i Thomas Sankara lery dia nitondra nandritra ny telopolo taona latsaka, fa rehefa hoe hilatsaka indray dia tsy nanaiky intsony ny mponina dia sady voaendaka tao lery no lasa nitsoaka any Cote d’Ivoire, ny foza moa tsy misy atidoha tsy mahatadidy an’izany
izy rehetra rehetra mihitsy, i bomba korotamby angamab, angamba hoy aho no tsy manao ilay V vehivavy fa efa natotany ao amin’ny Vola sy Voninahitra ny azy(mety patsabe koa lery)
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
tamin’ny nisian’ny lohona(repoblika voalohany sy fahatelo) dia olokendry sy najaina daholo ny atao hoe loholona, fa amin’ity repoblika fahatelo ity dia fatritran’olona, manohatra noho ny mpanasa lamba mpiady antsena ireny ny loholona, ary voalohany amin’izany ny filohany, na eny ambany tanana, Andavamamba, Anatihazo, Antohomadinika, Tsaramasay rehetra iny aza tsy manao fisaianana ohatr’ireo loholona amin’izao sy ny filohany
Efa nakarin’i Radomelina fahaefatra ny repoblika. Efa nilaza lery fa tsy hilatsaka tsony, fa mety hoakariny fahadimy ndray de milatsaka lery.
tany Burkina Faso, rehefa avy nampamono an’i Thomas Sankara lery dia nitondra nandritra ny telopolo taona latsaka, fa rehefa hoe hilatsaka indray dia tsy nanaiky intsony ny mponina dia sady voaendaka tao lery no lasa nitsoaka any Cote d’Ivoire, ny foza moa tsy misy atidoha tsy mahatadidy an’izany
3V poor daholo sisa